Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Le FFKM alerte sur une crise profonde et appelle à un sursaut national - ESWATINI et LESOTHO
ENCLAVES INDÉPENDANTES en Afrique du Sud.
bekily - Le FFKM alerte sur une crise profonde et appelle à un sursaut national - Vous avez du remarquer l’intérêt pressant de Michael RANDRIANIRINA....POUR (…)
bekily - Le FFKM alerte sur une crise profonde et appelle à un sursaut national - Le CESARISME ACTUEL est toujours ,
en tous temps et en tous lieux , (…)
bekily - Le FFKM alerte sur une crise profonde et appelle à un sursaut national - Et que dire de cette nouvelle ode au fédéralisme, sur fond de tribalisme, (…)
zanadralambo - Le FFKM alerte sur une crise profonde et appelle à un sursaut national - Bonsoir, Kartell.
Affaire Ambohimalaza où on a recensé une trentaine de (…)
zanadralambo
{#URL_PAGE{archives}}





Miarahaba Tompoko,
Tongasoa ny vahiny !
Raha topaza-maso ny fitsenana nandraisana ny vahiny omaly dia tsapa fa ny raharaham-panjakana no nibahan-toerana ary fandraisana ara-panjakana no nisongadina, tsy atao mahagaga satria filohampanjakana rahateo ny vahiny.
Tsy tomefy olona sy nangorompotsy araka ny fiheverana azy nanamorona ny lalana nanomboka teny Ivato hatreny Tsarasaotra.
Hita nisongadina ihany koa ny Arisevekan Antananarivo fa tsy ny Kardinaly Tsarahazana.
Na ny teo amin ny fandraisana na ny teny andalana tao anaty fiara Karenjy dia hita nisongadina foana ny Ariseveka.
Voizina sy haroboka anaty politika ary ve ity fitsidihana ity sa ahoana, hanaradia indray ny tamin ny Barea ?
Ilay Ariseveka izay tompomarika tamin ny tranga niseho ny 17 martsa 2009 ?
Hoy aho omaly hoe : hivoivoy sy hiseho hiaka-dapa hameno sehatra indray ireo " crapules de la Republique ".
Ndao ary dia mahereza !
Mankasitraka Tompoko