Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Herintsalama Rajaonarivelo nommé Premier ministre, des contestations en germe - pression de la SADEC ???
SADEC = TROU FRANCAFRICAIN
bekily - Herintsalama Rajaonarivelo nommé Premier ministre, des contestations en germe - Il n’y a que dans les contes et légendes qu’apparaissent les dirigeants (…)
Isambilo - Herintsalama Rajaonarivelo nommé Premier ministre, des contestations en germe - Hafatra avy amin’ny Patrick Raharimanana
AZO RAISINA NO MITOMBONA
" 109 (…)
rakotobe - Herintsalama Rajaonarivelo nommé Premier ministre, des contestations en germe - Inandra babakoto
Pendant des années tu as vanté les mérites et les (…)
MALIBUC - Le fleuve et les ruisseaux - Je me rejouis aussi de la chute d’Ali Baba et les 40 voleurs qui ont qqchose (…)
Randria
{#URL_PAGE{archives}}
Nnnnndddddrrrrryyyyy !!!!!
– Fa maninona raha tsy asiana fifidianana tsony f’angah tsy efa fantatra reo lany sy apetraka e ???!!!
– Tena mbola main-tany be @zany volana novambra zany an ???!!!
Aleo mamita reo trano sy fiara tsy mbola ara-dalàna tsara fa ny faran’ny taona efa akaiky o !!!
Efa eto madagasikara zao ry bonapartes ka asa na hoe aona ndray ny heviny ???!!!
Ny TIM mihintsy no sakana @ asa rehetra tsy mampandeha ny firenena mba tsy ilazako ny anaran’le resy lava !!!
Ataovy mihinan’iem reo olona nifidifidy fahatany reo fa araha vao mahita rirany eo reo de tonga de tsy haiko tsony ; Aza omena rano, aza omena jiro, ampitahory pesta, ampiakarao ny saram-pampidirana mianatra, ... hainareo le izy fa za koa otran’ny misolantsolana.
Samia velonaina.