Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- La France confirme son soutien pour le processus de Refondation de 24 mois - Les moqueries ne sont jamais une solution.
Le colonel doit rester lucide et (…)
vazaha - La France confirme son soutien pour le processus de Refondation de 24 mois - Qui insulte ? Qui est le seul à parler en dessous de la ceinture sur ce (…)
Zora - La France confirme son soutien pour le processus de Refondation de 24 mois - Quelle Rigolade ,quelques phrases de critiques et toute la basse cour (…)
Anticomuniste - La France confirme son soutien pour le processus de Refondation de 24 mois - Quelle Rigolade ,quelques phrases de critiques et toute la basse cour (…)
Anticomuniste - La France confirme son soutien pour le processus de Refondation de 24 mois - Anticomuniste encore viré de MT ! Aucun amour propre, il va revenir par la (…)
Zora
{#URL_PAGE{archives}}





Mandroso mihemotra tokoa ary otran’ny hafa2 noho ny an’’ikala harena ny fanoratrao.
Mbola manamafy ny anaram-bositra entin’izy ireo h@ 2009 ireto mpitantana sy ny mpifidy azy reto !!!
Mpanenjika hono tozoro afara kanefa ry zareo mihemotra !!!
Tsy azon’izy ireo an-tsaina mihintsy hoe tsy misy mpanenjika any aorian’izy ireo fa tena mifanatrika aminy ary mandositra ireo heveriny fa mpanohitrra izy ireo !!!
Tsy misy asa mandroso fa dia ravaina izay efa nanapahana hevitra ; na ireo hevitra natsangan’izy ireo aza diaa izy ihany no manohitra azy !!!
Tsy misy asa mandeha fa ny asa efa natomboky ny hafa no isalovaniny sy lazainy fa izy no tompony !!! LLLLOOOOZZZZAAAA !!!!
Lazainy fa hanarina ny 50 taona tsy vitan’ny hafa ry mpandravatafaraitsitomponandraikitra kanefa dia mihemotra sy mihisatra ilay fiaran-dalam-by regarega entin-dry zareo !!!
Heverin’ny lemizo fa toy ny any texas fanaovana ady anaty ankata ilay firenena manakarem-be de ahilika ny gasy madinika ka omena vahana ireo vahiny tsy vanona mpangoron-karena sy mpanalika ny malagasy !!! Ireto farany moa dia mivarotra tanindrazana koa ka mifindra lasy aty an-drenivohitra mandany ny azo t@ ilay vidin-tany t@ kelçimaso ary manao sehatra fitanterana sy varobarotra tsy dia mankaiza loatra.
Mandroso mihemotra hatrany ny fanapahan,-kevitra rehetra izay raisina ary mbola mangina sy mijery tsara ireo nomena akanjo fingotra ary efa manomboka gaga sy talanjona @ fanilikilihana an-kolaka na mivantana atao azy ireo miampy ny taim-bava ataon’ireo nahavoafitaka.
Mandroso mihemotra torak’izany ny kitoatoa atao isan’andro vaky mihiratra.
hatreo aloha fa mbola maro angamba ireo mbola hanoratra.
samia velonaina.