Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Baccalauréat 2026 : le taux de réussite en hausse à Antananarivo avec 51,74 % - Discrimination positive pense t on ????...
Le problème est que l’écart de (…)
bekily - Baccalauréat 2026 : le taux de réussite en hausse à Antananarivo avec 51,74 % - D’où nécessité de FAIRE EVOLUER le système unitaire centralisateur (…)
bekily - Concertation nationale : le processus démarre avec un mois de retard - Miarahaba Vohitra,
Mailo hatrany mba tsy ho tompo-trano mihono
Tsapa fa (…)
rakotobe - Baccalauréat 2026 : le taux de réussite en hausse à Antananarivo avec 51,74 % - Lors de mon procès les probabilités sont faibles mais si le jury veut je lui (…)
canal baobab 13 - Concertation nationale : le processus démarre avec un mois de retard - Miarahaba Rakotobe,
Ireo izy ireo misolantsolana mirediredy sy miboredika (…)
Vohitra
{#URL_PAGE{archives}}





L’opposition joue le jeu ! Et c’est bien, positif !
Les état d’âmes des zuns et des zautres sur MT ...bof !
Ry-zareo mpanao politika aza MBA mandamin-tsaina dia isaka indray ve no hamelona ny afo ?
Mba mahaiza mifehy-tena le retsy à !
RAha ny jadona no tadiavin-tsika, mora ny ahazo azy !
RAha ny fahamiranana no tandiavin-tsika, dia saro-tsarotra kokoa ny hahazoana azy, ka ny "compromis" dia zavatra tsara.
Neken’ny maro hoe aleo izay lasa adinoina. Izaho manokana tsy mitovy hevitra amin’izany satria tsy ho voasazy velively izay nanao fahadisoana, fa ny zavatra mitranga dia mba hoe "mi-jouer le jeu" ny tsirairay, satria mila mifandamina.
Ka inona indray aza no tadiavina mihaotra an’io ?
Betsaka ny fifamelahan-keloka avy amin’ireo mpitondra izay samy manana ny mpanaraka azy ireo. Karazana Reconciliation tacite izany.
Mba zavatra tsara anie izany e !