Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Recrutement du directeur général du SAMIFIN : trois noms transmis à la Présidence - Il ne manquerait + que ça !
On ne va pas se gêner face à tous ces vermines (…)
rakotobe - Michaël Randrianirina à l’ONU : un an après la rue, la tribune de New York - Demain sera un grand jour de célébration pour tous les authentiques (…)
rakotobe - Michaël Randrianirina à l’ONU : un an après la rue, la tribune de New York - C est à cause de la mafia qui destitue le brave Albert Zafy qui avait ouvert (…)
canal baobab 13 - Michaël Randrianirina à l’ONU : un an après la rue, la tribune de New York - Je crois que c’est HIER qu’un imb.....le écrivait ici que Mada devait faire (…)
tonga soa - Michaël Randrianirina à l’ONU : un an après la rue, la tribune de New York - Voilà ce qu’il faudrait faire à AirMad.
"Gabon : le gouvernement radie (…)
tonga soa
{#URL_PAGE{archives}}





Sao dia tsy nihinana fanafody ndray aza ny sasany r’inandra ???!!!
Otran’ny hoe misy pilina fihinana zany hono ???!!!
Fa pilina inona ary le izy ???!!!
Aminay dia tsotra ny resaka ; na iza na avy aiza ny loharano tsy anarahan-dalàna tsy hanaovana izany fifidianana izany dia efa fahotana mahafaty zay.
Mitohy ny kitoatoa.
Mila fitoniana HONO r’inandra kanefa de izy ihany no mikorotan-tsaina @ volana sy kintanaa nampanantenainy ireo marivo salosana izay efa hita hatrany am-piandohana fa fita-bitro natao ahazoana toeraana fotsiny miampy ny hala-bato ka tsy ho tanteraka velively na dia hisy fe-potoam-piasana im-polo aza.
Soso-kevitra tsotra no omena ireto olona napetraky ny hcc reto ; aza variana manenjika an’ Andriamatoa Filoha hajaina Marc RAVALOMANANA ianareo fa raha tena hanao zavatra dia ampiharo ny didim-pitsarana efa navoakanareo t@ fotoan’androny dia ho hita eo ny tohiny.
Averina ihany araka ny hiran’ny tarika MAHALEO fa hoe : " NY FANJAKANA LOHAM-BOTO TSY MBA METY HO ELA VELONA"
Samia velonaina.