Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 26 octobre 2025
Antananarivo | 23h39
 

Répondre à un commentaire

2 août 2019 à 16:57 | MANDROSO (#10444)

de tsy haiko aloha fa raha mijery ny aty tamatave fotsiny de nihabetsaka ny quartier zone rouge.
Ary ny mahagaga de ireo toerana izay tokony ho fitaratra ohatra hoe akaikin’ny camp gendarme de zone rouge amin ny fanendahana. Tsy ambanin’izany ireo quartiers izay efa nalaza ratsy hatramin izay izay vao mainka miharatsy hatrany....
Nisy namana avy amin’iny faritra Alaotra iny koa rehefa niresaka mikasika ny dahalo de mampivarahontsana satria dia manjaka ny insecurite, tsy hain’ny vahoaka intsony izay hatao....