Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 5 mai 2024
Antananarivo | 07h31
 

Diaporama

Journée du 18 mars 2009

V ?

jeudi 19 mars 2009 |  3604 visites  | Mamy Rael

Portfolio

8 commentaires

Vos commentaires

  • 19 mars 2009 à 10:20 | Gardash (#351)

    Miarahaban’ Andriamatoa Filoha,

    Dia hono hoa Andriamatoa Filoha, dia ahoana izao fiarahabana tsy mendrika @io sary io sa dia efa hoatr’ ireny ny fomba fiarahabana any Mcar ? Ny tenako aloha dia mbola tsy nahita ny olomanankaja ambony mifampiarahaba hoatr’ ireny. Miangavy ny tenako mba hitondra tena mendrika ny Filoha satria izy dia tokony ho example tsara ho raisin’ny Malagasy rehetra tahaka. Tsy tadidinao ve fa maro ny Malagasy tsy faly t@ fomba fiantsoan’ny ex-President ny Jeneralintsika hoe « ry Jeneraly avi eti IALAH » Ho faly ve ny Dadanao raha miarahaba azy @fomba hoatri ny @io sary io ianao ?

    Mirary soa ho anao sy ny Malagasy rehetra ny tenako ary enga anie mba tsy ho hisy korontana intsony fa dia mba ahita ny fahatsarana isika Malagasy mianakavy rehetra.

    • 19 mars 2009 à 11:15 | basyvava (#1304) répond à Gardash

      Hatramin’ny oviana indray moa no misy fomba fiarahaba mendrika sy tsy mendrika izany ???
      Maninona kay no variana @ zavatra tsy misy dikany ohatr’izany, ilay olona harahabaina aza tsy tezitra koa ianao mijery indray no sendoatra ambony ihany. F’angaha izy voatery hanao izay tiantsika. Avelao ny olona hiaina ny fiainany @ izay hitiavany azy. Ary izao koa, ny fifankazahoany @ io olona arahabainy io tsy mitovy @ fifankazahoany @ olona hafa.

      Aza tery saina e

    • 19 mars 2009 à 12:49 | Gardash (#351) répond à basyvava

      Miarahaba an’i Basivava,

      Misaotra anao t@ correction nataonao. Ny tenako dia tsy tezitra mihitsy fa azo lazaina hoe taitra. Ts’izany mantsy Basivava fa raha hitanao tsara fa dia betska be ny commentaire hoe « Fitondrana par force » ary fiarahabana (@poblika) hoatrin’ io dia mampiseho force . Ekena fa zavatra tsy misy dikany izany nefa aza adino fa matetika @ zavatra tsy misy dikany no hivoahan’ny resabe. Ary ni nahatonga ahy angataka ny ametrahana sary hafa dia @zay tsy ho hisy resaka intsony mikasika iny sary iny. Izay izany no mba hitako tery saina araka ny voalazanao mba hiarovana ny Filohantsika @izay resaka mety hitranga mikasika ny fiarahabana hoatr’ireny na @zao na any aoriana.Ary tena faly dia faly ny tenako raha tokoa tsy maninona ireny any @tsika.

      Izay zany ry Basivava fa dia veloma mandrapihaona o.

  • 19 mars 2009 à 10:32 | thubert (#459)

    demande à Sarkozy et le duputé européen de la reunion rené paul victoria !
    la joie, cool !

  • 19 mars 2009 à 10:41 | Gardash (#351)

    Madagascar Tibune,

    Miangavy anareo mba hanolo io sary io fa hoatry ny manalabaraka sy mamparikoriko ny fahitana azy. Fa anga tsy misy sary hafa intsony e ? Izao tontolo izao dia mahita io. Tsy fantatro aloha ahoana any Mcar, fa amiko dia fomba tsy mendrika io.

    Misaotra anareo mialoha Tompoko.

    • 19 mars 2009 à 11:18 | basyvava (#1304) répond à Gardash

      Izany hoe raha azoko tsara izany dia ho sivanina sahady io sary io. Dia aiza ny « liberté d’expression ».

      Aza sarotiny alohan’ny tompony oa !!!

    • 19 mars 2009 à 23:15 | Manjakamiadana (#1347) répond à basyvava

      Aza sivanina ny sary Tompoko fa aleo hitam-poko hitam-pirenena fa jiolahimboto ny filoha sandoka-ny Madagasikara. Tapitra.

    • 20 mars 2009 à 00:44 | jonas (#185) répond à Manjakamiadana

      Fia:abana aotsaotsan’izay io langahy fa aza asiana commentai:e a !. Efa izay no niaigan’ny :evy. hatsamin’ny voalohany fa :eveo manja fotsiny.Mbola tahaky ny inona hoy z’ty ny ho avy eo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS