Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 30 septembre 2022
Antananarivo | 21h30
 

Société

Partenariat Artistes – CCOC

« ‘Zay mihitsy »

lundi 25 janvier 2010

« ‘Zay mihitsy », c’est le titre de la chanson concoctée par le CCOC et quelques artistes ce samedi 23 janvier 2010 à Ankerana.L’objectif de cette chanson est de sensibiliser le maximum de citoyens malgaches à Madagascar et à l’extérieur par rapport à la situation et à l’importance de la prise de responsabilités de chacun pour surmonter la crise qui sévit depuis un an.

Les artistes qui collaborent dans cette chanson viennent de tous les horizons et s’expriment dans "leur langue" pour que le message message touche et soit compris par tous. Il est prévu d’envoyer la chanson en province via les radios privés, les taxi brousses... En même temps que la diffusion de la chanson, le CCOC entamera une série de rencontres avec différents groupes pour expliquer la situation (quid de la communauté internationale - de la non viabilité des élections du 20 Mars...) et répondre aux questions.

Cependant, un matraquage publicitaire est nécessaire pour atteindre le maximum avec la chanson, ce qui entraîne un coût pour lequel le CCOC lance un appel de fonds.

En attendant découvrez ci-dessous les paroles de « ‘ZAY MIHITSY ! » ; la chanson devrait être disponible sur You Tube.

Recueilli par Valis


‘ZAY MIHITSY !

(Malagasy tsy maintsy mitsangana)
(Tsy teren’ny avy etsy sy avy ery)
(Fa manan-jo hijora amin’ny heviny)

Nalainy aminao ny fananana
Very ny harem-pirenena
Namidiny ohatry ny anana
Na hazo, na vato, na volamena ...
Nofoanany ny fanampiana
Ny orinasa mikatona jiaby
Ny basy sy ny miaramila
No tiany hananqanana ho avy !
Reraka mafy Hay gasy
Noana tsy manan-ko hanina
Mitombo isan’andro ny maty
Anaovan’ireo mody fanina
Ireo jamban’ny vola amin’izany
Mikafiry misisika eny ihany
Tsy hitan’ny masony akory
lIay vahoaka mandady amin’ny tany !

Refrain :

Avoahay aminay ny tantara eee !
Tsy anampiana ary tsy analana
Ho hitan’ny dimby sy fara
Hoe iza no tena adala !
Aza afenina fa aleo hazava eee !
Mahantra izahay fa tsy zaza
Nareo no manao mody miady
Dia ny gasy jiaby voasazy

(Fiombonana tafita foana)
(Malagasy mitraka no tanjona)
(Malagasy mifehy Firenena)
(Malagasy zary vatolampy)
(Malagasy tsy mikoso maso)

lIay valam-parihintsika,
Mbola isany moa Mozambika ?
Fa na Frantsay na Amerikana,
Na kely maso na Afrikana mmm ...
Biznesy planina ?

Ilay economiantsika
Voan’ ny angatra sa farasisa ?
Efa naolan’ny mahitahita
(ououay ... )
(loa efa fay)
(fena mampikolay)

Fadiranovana toa osa osa
Tsy misy tombony fa bokan-trosa

Ary ireto mpanao politika
Miandry baiko sy tia gidragidra
Efa hatrizay no mifanao menace
Tia kafoiazy sy feona basy
Tia manangan-tsandry !

lIay fahendren’ny razantsika
Nivadika lohan’alika !
Lohan’alika dia nidiran-doza,
Lohan’alika nandoro ny Rova,
Lohan’alika dia lasa mpandroba !

Refrain :

Avoahay ary aloha ny tantara
Tsy anampiana ary tsy analana
Ho hitan’ny dimby sy fara
Hoe iza no tena adala !
Aza afenina fa aleo hazava
Mahantra izahay fa tsy zaza
Nareo no manao bodongerona
Dia ny gasy jiaby voatrerona

Ka aza mifanorisory !
Mpiara-miasa tsy atao atsangory
Miara-mitady, tsy asiana ankilentika
Partenaires tsy niifampitsentsitra :
Miara-mahandro dia miara-mitetika
Avia raha hiketrika !

Ary ity gasy mangina ?
Moana sa nampatoriana ?
Sady nampahoriana
Vahoaka badenina tsisy
mahalala,
Nomena bonbon dia natory tsara
Tsy mahay ny tantara ...

... HAFATRA MALALAKA ...

3 commentaires

Vos commentaires

  • 25 janvier 2010 à 09:44 | Mandimbisoa (#2104)

    Miarahaba,

    Misaotra ireo mpanatalenta izay sahy mijoro sy manameloka fa tsy mety izao fitondrany antsika izao !Makasitraka

  • 25 janvier 2010 à 12:24 | ikopa (#671)

    efa nisy artista vehivavy malagasy nalaza be t@ androny nitsofoka toy izao koa t@ andron-dra8. Izao indray koa mirobo-drano ny namana mpanakanto. Ka mampametra-panontaniana hoe :

    - mahay politika ihany ve ireo artista gasy ireo ?

    - fitiavan-tanindrazana tokoa ve sa ady toerana mba hisintona kokoa ny fijerin’ny mpitondra politika. "Alao @izay koa mba mivarina aty aminay ilay zavatra e".

    Ka raha izany tokoa no izy, mihevitra isika hoe oviana ihany vao mba hilahatra @ firenena bitika toa an-dry île Maurice ity Madagasikara "be loha" ity.

    De i Haïti nosy fadiranovana io no mitovy laharana amintsika kanefa ny aty tsy misy loza amin’antambo toy ny any amin-dry zareo.

    De inona indray no mety ho vetsovetson’ny mpanakanto gasy malaza reony @izany ?

    Ary de tongava @ laza avo indrindra ary re TOMPOKO O !

    • 26 janvier 2010 à 10:00 | Obamaské (#3732) répond à ikopa

      Aminao izany dia tokony hangina ny mpanakanto fa "tout va bien", Madagascar est riche, le peuple est riche ?

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS