Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 11h39
 

Education

Vao tsy manitra

mardi 4 septembre 2007 | Naivo kely |  326 visites 

Andro sisa isaina dia hanaka-danitra ny vavabe ataon’ny kandida isan’isany, izay azo tarafina fa tsy hifampitsitsy ny rehetra hifamely fantsy ho an’izay namana manakana ny làlana ho eny Tsimbazaza. Izay be fandeferana imasom-bahoaka, dia aleo mody any an-trano mivavaka, hoy ny sasany, ka eto no tena ahitana ny fotom-pisainan’ny kandida isan’isany. Ny teny mamy sy malefaka anefa dia tsy vao tsy manitra amin’ny olona intsony, koa dia mahereza ny amin’ny kibay fa tandremo fotsiny ny manao alahelo mandra-maty.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}