Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 3 août 2021
Antananarivo | 22h47
 

Enseignement

Enseignement supérieur

Université de Toliara : 21 blessés, 21 arrestations suite à une manifestation des étudiants

mercredi 16 juin | Mandimbisoa R.

Une nouvelle manifestation des étudiants de l’Université de Toliara s’est soldée hier par un affrontements avec les forces de l’ordre. Le retard de paiement des bourses d’études semblaient être résolus après les mouvements estudiantines en février pourtant les mêmes revendications reviennent quatre mois après.

Les manifestants sont sortis de l’enceinte du campus pour faire entendre leurs revendications, selon nos sources. Les forces de l’ordre tentaient alors de les convaincre de retourner au campus mais des étudiants auraient répondu par des jets de pierres. Des bombes lacrymogènes ont été lancées pour repousser les étudiants et disperser la foule. A l’issue de la manifestation, 21 éléments des forces de l’ordre seraient blessés et 21 manifestants arrêtés. Une fois de plus, la principale revendication des étudiants est le paiement des arriérés de bourses d’études.

Face à la situation, le Ministère de l’Enseignement supérieur (Mesupres) a fait savoir dans un communiqué que quatre mois de bourses ont déjà été payés. Avec l’épidémie de coronavirus, le calendrier universitaire a été complètement chamboulé. Ces bourses d’études réclamés par les étudiants concernent l’année universitaire 2019-2020 qui n’a débuté qu’en novembre dernier et doit s’achever d’ici le mois de juillet. Les étudiants bénéficient ainsi de 9 mois de bourses. D’après le dernier communiqué du Mesupres, le décaissement de la 7è mois est en cours pour tous les universités du pays. Pour les retardataires qui n’ont pas pu percevoir leurs bourses depuis le début de l’année universitaires, ils devraient recevoir le cumul de tous leurs arriérés avec l’indemnité d’équipements au prochain paiement prévu, rassure le ministère.

12 commentaires

Vos commentaires

  • 16 juin à 10:17 | Shalom (#2831)

    Tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony izay nolazainy fa velirano.
    Ireto ireo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary nolazaina fa ho vitany ao anatin’ny 5 taona kanefa tsy vtan’ny teo aloha nandritr’izay 60 taona lasa izay :

    - Carte VISA ho an’ny mpianatry ny Anjerimanontolo
    - Fidinan’ny vidin-tsolika @ antsasany
    - Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana : Tsy hisy intsony filoham-pirenena hanagadra anao noho ny hevitra tsy mitovy..
    - 200 000 ar ny karama farany ambany
    - Bulding marobe
    - 50 000 logements
    - 4x4 afaka mananika tendrombohitra
    - Drônes miady amin’ny dahalo
    - Miami
    - Côte d’Azur
    - Parking EPP
    - Tanamasoandro
    - Piscine olympique
    - Puce-n’omby
    - Tramway
    - Fambolena Coton Tuléar
    - Paris (Antsihanaka)
    - Fizarana tany 1ha isan’olona
    - Angidimby 10
    - Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
    - Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
    - Panneaux solaires anti-delestage
    - Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
    - Fampianarana maimaim-poana
    - Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
    - Asa ho an’ny rehetra
    - Indostria ho an’i Madagasikara
    - Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
    - Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
    - Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
    - Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
    - Ny spoaro, rehereham-pirenena
    - Ady amin’ny kolokolo
    - Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
    - Orin’asa isaky ny faritra 22
    - Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
    - Kit scolaire + feutre (???)
    - Comptoir d’Or de la BFM
    - Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
    - Ho foanana ny sénat
    - Oniversite isam-paritra
    - Karniem-pokotany misy "CODE BARRE" manara-penitra
    - Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
    - GasyCar
    - Kianja manara-penitra
    - Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
    - Ozinina momba ny fambolena any Itasy
    - Drônes
    - RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
    - La plus grande cimenterie d’Afrique
    - Usine éthanol Ambilobe
    - Locomotives FCE avec les Wagons ...
    - Flyover Antananarivo andrefana
    - Ordinateur par Fokontany
    - Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
    - Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
    - Digitalisation bourses d’études
    - Plan Marshall
    - Iles Eparses

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

  • 16 juin à 10:19 | Shalom (#2831)

    Lasa ary tsy avelan’i Lafrantsa ny Nosy Eparses, tsy hita izay afitsoky ny Tafika malagasy (26 jona ho avy eo).
    Mitaky ny zony ny mpianatra, indreo ny tafika herim-pamoretana fa mirondgo izay entina hampitaorana rehetra izao.
    Izay ve ilay Tafika "Ho an’ny TANINRAZANA" ?

  • 16 juin à 10:33 | Shalom (#2831)

    Zava-droa loha :

    1) Mandeha ny resaka hatreny amin’ny fitondram-pivavahana farany ambony indrindra (ny eglizy katolika izany) : eo am-piandrasana ny fisaraham-panam-badiana i DJ Tena Gaigy Vendrana sy i Mialy ; Ramatoa no mangataka ny fisaraham-panam-badiana. Izay no mahatonga azy nijanona any an-dafy eo akaikin’ireo zanany fa tsy hita teto an-tanindrazana intsony.
    Adinon’ilay tary ity angamba fa Razakandisa anie no nahatafita azy f’izy dia io vendram- ... io foana e !

    2) Miha-mafana ny resaka : Tamin’ireo fitsidihana farany nataon’i DJ Tsy ampy solaitra tany amin’ny faritany dia tsy nahazo nandray ny fiaramanidina ny olona roa : BM sy BaoMba ...
    Mbola aiza no hiafarany e !
    - i BM, ho lasa mpanentana ny Miara-Manonja ve sanatrian’izany ?
    - ary i jeneraly mpomba ny "stratégie du chaos" mba hitazoman-toerana sy ahazoana "dérogation" mba tsy ho lasa 2ème section (retraite-n’ny jeneraly) ? Ho avy letsy ny foza iray tsy omby vava fa dia mihomana ialahy, ho hitan’ialahy amin’izay ny antsoina hoe BTM mpiaro ny Mandan’Iarivo. Efa tapaky ny fitsarana "Nisotro ny Aleoko maty" ny momba an’ialahy.

    Iaraha-mahita eo ny tohin’ireo resaka roa ireo.

    • 16 juin à 18:06 | Rainingory (#11012) répond à Shalom

      Miarahaba Shalom,

      Toa nanao ambozizo mihitsy hono i BM dia nitady izay fomba rehetra andehanana tany fa tsy tafa satria i radomelina no nanome baiko hentitra hanakanana azy !

  • 16 juin à 11:04 | Vohitra (#7654)

    Nahazo fanampiana mitentina hatrany amin’ny 1 miliara dolara ny Firenena mba hoentina hiatrehana ny vokatry fihanahan’ny aretina Covid-19, ny tatitra mazava amin’ny antsipiriany tsy misy, ny fiantraikany any anaty vilany eo amin’ny vahoaka dia tsy misy, ny asa sahaza sy maharitra miforona dia tsy misy, ny fanampiana omena ireo orinasa mba hahafahany mitazona mpiasa sy manome aina ny famokarana dia tsy misy, ny fanalefana ny fandoavana hetra eo amin’ny vahoaka dia tsy misy…

    Fa ny misy ankehitriny dia izao :

     Trosa be miavosa avelan’ny fanjakana amin’ny tsy fandoavana ny karama sy tambikarama ary saran’ny asa notanterahana ( Kraoma, Air Madagascar, Controleurs et inspecteurs du Travail, paramédicaux, mpiasa eny amin’ny Oniversite, orinasa BTP, mpampianatra FRAM, contractuels ECD)
     Kianja fanatanjahantena eran’ny Nosy sy lapa ho an’ny kolontsaina sy serasera
     Fametrahana ireo fotodrafitrasa rendrarendra sy manintona maso eto Antananarivo Renivohitra
     Fandokoana volomboasary ny tontolo rehetra lalovany sy famatsiana kabary fanaovana nofy ririnina mampiesona vahoaka
     Fiakaran’ny vidin’entana ilaina andavanandro rehetra

    Izany vatsimpianarana sy tohana ara-tsosialy sy tosika ho famoronana asa izany anie ka tsy azo lokoina volomboasary ka tsy misy mahamaika sy mahaliana azy amin’izany akory e !

    Raha ny fandokoana ho volomboasary ny toerana fivoahana izao dia mety mahaliana azy satria azo lokoina volomboasary ny rindrin’ny « kabine »…

    Dia olona 43 avy aty Antananarivo no nidina tany Toliary tamin’ny volana février taorian’ny hetsika nataon’ny mpianatra, dia nasiana famonoana omby anankitelo, dia nomena vatsimpianarana volana vitsy ireto mpianatra, dia variana sy sodoka ary niesona teo…volana vitsy indray dia mbola nipoitra ny olana.

    Izany no fomba fitantanana misy eto sisa e, akana kely ny vola atsy dia atsentsina eroa, dia mandrombona kely atsy dia atsofoka etsy, dia ny lasa ampaosy sy banga amin’io miha lavaka hatrany foana…

    Aza matahotra fa omena rano amin’ny sachet ianareo raha noana atsy ho atsy e !

    Ary mba nanao ahoana ny tetsy Vontovorona sy ireo mpianatra tetsy amin’ny EN 3 amin’izao ?

    Raha mbola zaka dia zakao hatrany sy sotroy hatrany ny IEM aniny sy ny velirano anaty angoatenda e !

    Rehefa mahatsoaro tena fa tsy zaka sy tsy telina intsony mihintsy dia…tairo amin’izay izato izy ary e !

  • 16 juin à 11:41 | lancaster (#10636)

    Il faut arrêter cette histoire de bourse en payant normalement ce qui est dû et en supprimant définitivement toute forme de bourse pour les étudiants à venir à compter de la rentrée prochaine. Cela décantera drastiquement les effectifs des universités. Et permettra de préparer le redressement énergique de l’enseignement supérieur qualitativement et quantitativement.

    • 16 juin à 18:52 | bekily (#9403) répond à lancaster

      je rêeeeeve !

    • 16 juin à 21:14 | Ra-Jao (#282) répond à lancaster

      Lancaster, dis moi pas que vous ignorez sur quel critère des bourses d’études sont accordés à certains étudiants ?
      Donc pour vous, pour alléger le budget de l’Etat dans l’avenir la solution que vous préconisez c’est de supprimer les bourses d’étude à compter de la prochaine rentrée ? C’est vraiment le poste de dépense que vous considérez comme superflu dans le budget de l’Etat ?

    • 17 juin à 09:11 | lysnorine (#9752) répond à lancaster

      IL FAUDRAIT RÉTABLIR LES EXAMENS POUR L’OBTENTION DE BOURSES D’ÉTUDES.

      Re lancaster 16 juin à 11:41 |
      « IL FAUT ARRÊTER CETTE HISTOIRE DE BOURSE... préparer le REDRESSEMENT ÉNERGIQUE de l’enseignement supérieur qualitativement et quantitativement. »

      C’est la politique du bon sens même pour redresser les IMBÉCILLITÉS DÉMAGOGIQUES de feu Didier Ratsiraka qui, pour s’attirer une clientèle politique de jeunes ayant obtenu le baccalauréat – souvent dans des conditions douteuses pour beaucoup d’entre eux, et plus ou moins oisifs–, leur ont octroyé systématiquement et sans aucun triage un QUASI-SALAIRE à leur inscription dans une université. C’est probablement un système unique au monde car généralement c’est plutôt l’étudiant qui paie un « écolage » pour être admis à suivre un enseignement dans une université et non pas l’inverse !

      Il y a lieu donc de rétablir le système des « examens de bourse » à l’intention des
      1) brillants sujets méritants et
      2) issus de familles qui n’ont pas les moyens

      Non seulement, les sujets reçus pourront recevoir une bourse substantielle mais l’État et la Nation qui les EMPLOIERONT AU TERME DE LEURS ÉTUDES SUPÉRIEURES sont mieux assurés de leur succès final et de leurs compétences. Et sans aucun doute, le niveau de l’université sera rehaussé.

      Probablement, il n’y pas de dirigeants et de politiciens à Madagascar ayant une carrure d’« homme d’état » pour entreprendre une telle politique, pourtant vitale pour l’avenir du pays.

  • 16 juin à 15:00 | Ra-Jao (#282)

    Et si on fait patienter ces forces de l’ordre de rajoely et tous ceux qui nous dirigent et différer le règlement de leurs salaires pour privilégier tous ceux qui subissent bon gré mal gré ces retards incompréhensibles - étudiants, personnels de l’université, professionnel du médical, les maîtres FRAM etc...
    Au fait, Isandra vous qui êtes dans les confidences du filou, savez- vous à qui il cède ses salaires comme promis lors de sa campagne électorale ?

  • 16 juin à 15:07 | Albatros (#234)

    Le prochain Conseil des Sinistres (merci Coluche !), va étudier la possibilité de remplacer le montant des bourses des étudiants par des places gratuites pour assister aux prochaines rencontres sportives dans le stade, flambant neuf, de Mahamasina !.

    Elle est pas belle la Vie ?!.

    • 17 juin à 11:52 | bekily (#9403) répond à Albatros

      esprit décadent , quand tu nous tiens !

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS