Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 18 juin 2025
Antananarivo | 09h43
 

Malagasy

Harinaivo Rasamoelina

Tsy tafavoakan’ny TIM ny fanarenana

mercredi 30 avril 2008 | Naivo kely |  662 visites 

Ny hery rehetra no mitambatra vao tafarina ny firenena. Tsy hanana hery amin’io ny TIM na dia eo ampelantanany avokoa aza ny fahefana rehetra.

Mila mametraka rafitra hiarahan’ny hery rehetra no maika indrindra. Io no vahaolana afahana manarina ny toe-karena, hoy ingahy Harinaivo Rasamoelina. Taona maro izay no nifehezan’ny TIM ny fahefana, aiza ny toerana misy antsika amin’izao ? Miditra amin’ny sehatry ny fanatontoloana isika, ary dia miara-mizaka ny krizy iraisam-pirenena. Ny firenena hafa anefa manana ny làlana afahany mamonjy ny vahoaka ao aminy fa ny eto kosa inona no mitranga ? Fahefana imperialista no misy eto ary aza gaga raha mihitsoka ao anatin’ny haizina ny firenena. Mbola hihevitra ahavita samy irery ny fitantanana ny firenena ve ny TIM ? Hiarahan-tsika mahita ny filazana fa ho tafarina haingana ity firenena ity, hoy ihany ity mpanao politika ity.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}