Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 02h23
 

Teny zato, kabary arivo

Tsara sedra

jeudi 20 septembre 2007 |  200 visites  | Naivo kely

Fito ireo minisitra milatsaka ho fidiana depiote eto amintsika, izay heverina fa vitsy ihany raha mitaha amin’ny isan’ny mpikambana ao anaty Governemanta. Vitsy satria samy milaza ho tena mahavita azy sy mamim-bahoaka avokoa ry zalahy sy zavavy ireo, indrindra fa samy nidera tena ampiakatra avo ny tanora mpanao fanatanjahan-tena tamin’ny lalaon’ny nosy teo ireny.

Ny fifidianana tahaka izao no hisedrana ny fitiavan’ny olona ny minisitra sy ny asa vitany, koa deraina ny fasahian’ireo nilatsaka, fa na ho lany na ho tsia tsy mahamenatra ny tsy afa-panadinana. Sa atahorana ny ho very seza raha tsipahan’ny vahoaka amin’ny latsa-bato ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS