Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 06h03
 

Malagasy

Rava ny fototra

« Sarotra ny miala amin’ny mahazatra » hoy Faharo

mercredi 16 mai 2007 |  122 visites 

Nihazakazahana ny nanova ny lalàm-panorenana teo aloha mba ahafahana mampandroso haingana ny firenena saingy ny mifanohitra amin’io no mitranga eto. Rava tanteraka ny fototra izay hiaingan’ny firenena satria ilay lalàm-panorenana izay fototry ny fampandrosoana no noravan’izao fanjakana izao. Hajoro ny rindrina sy ny tafo, kanefa io fototra teo aloha aza nazera.

« Nahoana no mbola ny lalàm-panorenana teo aloha no mbola ampiharina », hoy ny depiote Faharo SG ny antoko RPSD VAOVAO ? « mbola sarotra hadinoan’ny teo aloha ireo voafaritry ny lalàm-panorenana teo aloha, kanefa ambara fa maika ny fampandrosoana. Sarotra ny miala amin’ny mahazatra hoy ity depiote ity, ary mbola sarotra no hieritreretana fa ny 5 taona manaraka ity no ahafahana manangana ny rafitra isan-karazany, koa raha izao ihany, nahoana no nihazakazahana ny nanova ity lalàm-panorenana ity ? »

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS