Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin’ny malalanay :
RAHARIMALALASOA Simonette Marcelle
(Chevalier de l’Ordre National Malagasy)
ny Alatsinainy 14 Janoary 2013 rehefa nivahiny 72 taona teto an-tany.
hoy :
Ny zanany :
Marcel Miault
Honoré sy Sylvia RAZAFITSIAROVANA
Jean sy Verohanitra RAZAFINDRAKOTO
Hubert sy Sophie RAKOTOVAO
Véronique RAZANAMANARIVO
Eliane sy Lova RANDRIAMBELO
Ny zafiny :
Lalaina sy Niaina RAZAFINDRABE
Manoa sy Tsiry RATSIMISETA
Marco, Michou
Hoby, Haingo sy Rindra, Sandratra
Zohary, Liantsoa
Kevin, Hatim
Tessie, Braddy
Ny zafiafiny :
Mytia, Ilo, Cathy
Ny iray tampo aminy :
Marcel sy Chantal RAMANANTSIAROVANA sy ny zanaka aman-jafiny
Hanta sy Colonel Michel RAMAROJAONA sy ny zanaka aman-jafiny
Mme Veuve Noëline RAZANAMALALA sy ny zanaka aman-jafiny
Bakoly sy Benoit RAZAFITSIALONINA sy ny zanaka aman-jafiny
Liva Yvonne sy RAZAKAMADY sy ny zanaka aman-jafiny
Michel RAMANANTSIAROVANA sy ny zanany
Mamy sy Claudia RAMANANTSIAROVANA sy ny zanany
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itompokolahy RAZANAKOTO Michel
Ny fianakaviana manontolo
Ny fokontany Ampefiloha Cité
Ny fokontany Farahindra, Beloha, Ambohitrimanjaka
Ny Mpitandrina sy ny fiangonana Ambalavao Isotry, ny sampana
fifohazana
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana Ambatolampy Fahazavana
Ambohitrimanjaka
Ny fikambanana ZOMIA Ampefiloha Cité.
Ny nofony dia hiala ao Ampefiloha Cité n° 153 ny Alakamisy 17 Janoary 2013 amin’ny 12 ora sy sasany, ka ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambalavao Isotry, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Vohidroa, fokotany Beloha Ambohitrimanjaka.
« Fa izaho, dia eo akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy »
(Salamo 73 : 28a)