Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 13h03
 

Filazana manjo

RAZANAMASINJANAHARY Honorine

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay, fa ny reny malalanay :

RAZANAMASINJANAHARY
Honorine
(Vady navelan’Itpkl Dr. RAVELOJAONA Marcel)


dia nodimandry ny Talata 19 Aogositra 2008 rehefa nivahiny 88 taona teto an-tany.

Hoy,

-  Ny zanany :
RAVELOJAONA Marcellin sy Aline
RAKOTOMANGA Emmauel sy Bodosolomalala
Veuve Dr RABEFIRAISANA Voahangisoalalaina (Vannes - France)
POIRET Jean-François sy Sahondra (Rénazé - France)
RAVELOJAONA Tafika (Reux - France)
Dr RAVELOJAONA Dira sy Fara (Vannes - France)
RAVELOJAONA Fidy sy Micheline (Villars - France)
RAVELOJAONA Benjamin sy Voahangy (Bordeaux - France )
ANDRIAMANANDRAIBE Auguste sy Dr. Emmanoeline

-  Ny taizany :
RAZAFINDRAINIBE Albert sy Arlette ary ny zanaka aman-jafiny
Ny Contrôleur Général de la Police RABETATIKA Fulgence sy Noro ary ny zanaka aman-jafiny

-  Ny zafiny :
Haja sy Claire, Saholy, Ranoa sy Rondro, Andry sy Landy, Naina sy Mireille, Naina sy Mirantsoa, Thomas sy Tahiana, Haingotiana, Mihary, Harindranto, Nantenaina, Maheritiana, Nandrianina sy Domoina, Hery-Balsama, Narindra sy Hiantsa, Mandranto sy Lalaina, Michaël sy Niavo, Hary-Mino, Andry sy Iaviantsoa, Philipe sy Malala, Andry, MIaly, Hery, Faly.

-  Ny zafiafiny :
Timothe, Yoraine, Malö, Randy, Miangaly, Aina, Mpitia, Aina, Loïc

-  Ny iray tampo aminy :
Terak’Itpkl RAVELOJAONA Jules sy Itpkv RAVAOSOLO
Terak’Itpkl RANDRIANASOLO Céléstin sy Itpkv RAVELOMANANA Jeanna
Terak’Itpkv RAZAFIMBAHOAKA Marthe.
Ny taranaka ANDRIANKORINTSAMBOLAMENA, ny Fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Tranovato Anjanahary Maritiora
Ny Sampana Dorkasy - FJKM Dorkasy Tranovato Anjanahary Maritiora
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Morarano

Ny Fokontany Anjanahary II.O

Ny nofiny dia hiala ao an-tranony Lot II O Bis Anjanahary ny Asabotsy 23 Aogositra amin’n’y 01 ora sy sasany tolakandro, ary ho entina hanomezam-boninahitra ao an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Tranovato Anjanahary Maritiora mialoha ny hametrahana azy ao amin’n’y fasam-pianakaviany ao amin’ny Cimetière Anjanahary.

« Efa niady ny ady tsara aho ; nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho, Hatrizao dia tehirizina ho ahy
ny satroboninahitry ny fahamarinana izay homen’ny Tompo ».
(II Timoty 44:7,8)

TSY MISY FIHARETAN-TORY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS