Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty, no ampandrenesanay anareo ny fahalasanan’ny malalanay :
RAZANADRAKOTO
René Pascal
Contrôleur principal de classe exceptionnelle des impôts retraité
Hoy,
Ny Vadiny :
RASOARIMANANA Honorine
Ny Zanany :
RAZANANDRAKOTO Hery mivady sy ny zanany
Pasteur RAZANADRAKOTO Mamitiana mivady sy ny zanany
RAZANADRAKO Volatiana mivady sy ny zanany
RAZANADRAKOTO Nirina
Ny iray tampo aminy
Ny iray tampo amin’ny vadiny
Ny fianakaviana manontolo
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Miarinarivo FINOANA
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Isoavina Ambatomanga
Ny Fokontany Antanambao Avaratra Miarinarivo Itasy
Ny Fokontany Isoavina Ambatomanga
Ny Nofony dia entina hiala ao amin’ny tranony Lot VII A4 Antanambao Nord MIARINARIVO Itasy, ny alakamisy 17 janoary 2008 amin’ny 08 ora maraina, ary hapetraka ao amin’ny fasan-drazany ao Isoavina Ambatomanga ao aorian’ny Fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Miarinarivo Finoana, Itasy.
« Ampy ho ahy ny Fahasoavanao »
(II Kor 12 : 9)