Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 15h48
 

Filazana manjo

RAZANADRAKOTO René Pascal

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty, no ampandrenesanay anareo ny fahalasanan’ny malalanay :

RAZANADRAKOTO
René Pascal
Contrôleur principal de classe exceptionnelle des impôts retraité

Hoy,

-  Ny Vadiny :
RASOARIMANANA Honorine

-  Ny Zanany :
RAZANANDRAKOTO Hery mivady sy ny zanany
Pasteur RAZANADRAKOTO Mamitiana mivady sy ny zanany
RAZANADRAKO Volatiana mivady sy ny zanany
RAZANADRAKOTO Nirina

-  Ny iray tampo aminy
- Ny iray tampo amin’ny vadiny
-  Ny fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Miarinarivo FINOANA
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Isoavina Ambatomanga
Ny Fokontany Antanambao Avaratra Miarinarivo Itasy
Ny Fokontany Isoavina Ambatomanga

Ny Nofony dia entina hiala ao amin’ny tranony Lot VII A4 Antanambao Nord MIARINARIVO Itasy, ny alakamisy 17 janoary 2008 amin’ny 08 ora maraina, ary hapetraka ao amin’ny fasan-drazany ao Isoavina Ambatomanga ao aorian’ny Fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Miarinarivo Finoana, Itasy.

« Ampy ho ahy ny Fahasoavanao »
(II Kor 12 : 9)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS