Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 23 septembre 2020
Antananarivo | 19h39
 

Filazana manjo

RAZAKARIVELO Jean Robert Duchêne

Isaoranay ANDRIAMANITRA nanome anay an’i

RAZAKARIVELO Jean Robert Duchêne

(Baby)
(Mpiasan’ny SOLIMA misotro ronono)

Nandritra ny 68 taona ka nahafahanay niara-niriaria taminy.

Hoy,

Ny vadiny  :
RAZAKARIVELO Florentine (Bodo) teraka RASOAMALALA

Ny zanany  :
ANDRIAMOLALISOA Andy sy Mireille
RASOAMIARAMANANA Haingo Tiana sy Nicole

Ny zafiny  :
ANDRIAMOLALISOA Robby, Timothy, Tifany
RASOAMIARAMANANA Matthéo, Mia, Maïa

Ny Taizany  :
RABEFANIRAKA Eric

Ny Mpiray anaka aminy  :
ANDRIAMOLALISOA Guillaume sy Noro
RASOAMIARAMANANA Jean sy Marie Louise

Ny iray Tampo aminy  :
RANDRIANASOLO Didier sy Hary sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpkl RAKOTOMALALA Armand sy Itpkv Sahondra Nirinaharizaka sy ny zanaka aman- jafiny
RAZAFIMAHEFA Zakatiana sy Voahirana sy ny zanaka aman-jafiny
RANDRIANASOLO Abel sy Voahangy sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAFINDRAKOTO Zakaniaina sy Fara sy ny zanany
DINOUCAN Michelle mianadahy avy sy ny vadiny aman-janany ary ny zafiny

Ny iray Tampo amin’ny vadiny  :
Vady navelan’Itpkl RABEARISON Philibert sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpkv RASOANIRINA Florine Lalao sy ny zanaka aman-jafiny
RABEFANIRAKA Patrice sy Aimée sy ny zanany
RANDRIANIRINA Joseph sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMAMONJY Rivo sy Juliette ary ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’Itpkl ANDRIANARIVELO Noel sy ny zanaka aman-jafiny

Ny havany  :
Terak’Itpkl RAKOTONDRAZAKA Jérôme
Terak’Itpkl RAZAFINTSALAMA Louis De Gonzague

Ny fianakaviana iray manontolo

Ny « Chapelle ESCA » (Communauté Catholique Chinoise) Antanimena.
Ny EKAR Kristy Mpanjaka Manjakaray
Ny fiangonana FJKM Ankazo Mahitsy
Ny fokontany Manjakaray II C
Ny fokontany Faravohitra Avaratra Avaradrano

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot I F 22 B Faravohitra Avaratra Avaradrano ny Alarobia 12 aogositra 2020 amin’ny 9 ora maraina. Hisy fanompoam-pivavahana ho fankaherezana ny fianakaviana eo an-toerana ihany mialohan’ny hitondrana azy any amin’ny fasan-drazany any Andohanosy Mahitsy.

«  Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahana aho, nitahiry ny FINOANA aho  ».
(II Timoty 4 ;7).

Tsy misy fiaretan-tory, tsy asiana voninkazo

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS