Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 08h18
 

Filazana manjo

RAZAFINDRAMAMBA Andria Navalina Vanessa

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RAZAFINDRAMAMBA
Andria Navalina Vanessa

dia nodimandry ny Alahady 1 septambra 2019 teo amin’ny faha 39 taonany tany Bordeaux, France.

Hoy,

Ny vadiny  :
RAKOTOARIJAONA Lovatiana Claudio
Ny zanany  :
RAKOTOARIJAONA Valimbavaka Cassie
Ny ray aman-dreniny  :
RAZAFINDRAMAMBA Andria sy Lala
Ny rafozany  :
RAKOTOARIJAONA Louis sy Irène
Ny renibeny  :
RAHARISOA Odette
RATONGALISOA Louisette

Ny iraitampo aminy  :
RAZAFINDRAMAMBA Lovasoa Alain sy Hanta ary ny zanany ;
RAZAFINDRAMAMBA Andria Tsitola sy Joëlle ary ny zanany

Ny iraitampo amin’ny vadiny  :
RAKOTOARIJAONA Claudy sy Rindra ary ny zanany ;
RAKOTOARIJAONA Nirina Claude sy Océane ary ny zanany

Ny iraitampo amin’ny rainy
Ny iraitampo amin’ny reniny
Ny fianakaviana manontolo (Madagasikara, Frantsa)
Ny zanak’ampielezana Katolika EKAR Antanatsara Ambohimalaza
Ny teraka sy taranaka Andriantompokoindrindra
Ny mpiara-miasa aminy tao amin’ny BFV
Ny tapaka sy namany any Bordeaux, France
Ny namany rehetra eto Madagascar, France, Etats-Unis, Japon ary La Réunion
Ny mpiara-mianatra taminy teny amin’ny Université (Économie) sy ny INSCAE

Ny Fokontany Ampandrana Andrefana
Ny Fokontany Antanetibe Ambodiampanga Itaosy
Ny Fokontany Ambatofotsy Ambohimalaza
Ny Fokontany Ambohitrandriana Ambohimalaza
Ny Fiangonana EKAR FARAVOHITRA
Ny Fiangonana EKAR JEAN XXIII ITAOSY
Ny Fiangonana EKAR AMBOHIMALAZA
Ny Fiangonana EKAR AMBATOMANJAKA
Ny Fiangonana ACMA Sainte Bernadette Mérignac, Bordeaux France
Ny Fiangonana FPMA Bordeaux France

Ny nofony dia ho tonga eto an-tanindrazana ny Alarobia 11 septambra 2019 amin’ny 2 ora sy 50 minitra hariva (Ivato), ary havantana ao amin’ny lot IIB 52 BIS Ampandrana Andrefana. Hiala ao ny Asabotsy 14 septambra amin’ny 12 ora, ka ho entina ao amin’ny Fiangonana EKAR Ambohimalaza ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, alohan’ny hanafenana azy eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohimalaza.

«  Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fiazakazahana aho, nitahiry ny finoana aho  » II Tim 4 ;7

Tsy misy fiaretan-tory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS