Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 16h09
 

Filazana manjo

RAZAFIMANJATO Marc Pascal

lundi 17 décembre 2007 |  2570 visites 

« Tsara lova, ry Jeso ô ! ny mpanota voavotrao, fa fonenana soa amboarinao ao, hanefanao ny teninao ».
(Fih. FFPM 515)

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony hody any aminy :

RAZAFIMANJATO Marc Pascal


Tamin’ny Zoma 14 Desambra 2007 rehefa nivahiny 59 taona teto an-tany

Hoy,

  Ny vadiny :
RAKOTOMIHANINA Voahanginirina Liliane

  Ny zanany :
HERISOA Idial Philippe sy Gina
RAZAFIMANJATO Tiana Hervé
RAZAFIMANJATO Tantelinirina Laura
RAZAFIMANJATO Falinirina Marc
RAZAFIMANJATO Andrianina Daniel

  Ny zafiny :
MITEFISOA Reggina
sy ny fianakaviana manontolo.

Ny nofony dia hiala ao amin’ny logement 58 Cité TELMA Antanetibe Antehiroka ny Alatsinainy 17 Desambra 2007 amin’ny 11h30 ary ho entina ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Katedraly Santa Laurent Ambohimnoro alohan’ny hametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany eny Alakamisy Ambohimanga Rova.

« Efa niady ny ady tsara aho,
efa nahatanteraka ny fihazakazahako aho... »
(Il Timoty 4 : 7)