Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 23h37
 

Fahatsiarovana

RAZAFIMANJATO Basile Naina

TSIARO - FINOANA

27 décembre 2000 - 27 décembre 2020

« Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho » (Sal 23.1)

RAZAFIMANJATO Basile Naina

Dada,
20 taona sahady no nandaozanao anay,
Nefa toy ny vao omaly rehefa sendra ny tsiahy,
Namela mamy ianao ka tsy hohadinoinay,
Nanoro sy nananatra ary nitaiza ny fanahy,
Ny anatranatrao taminay zanaka taloha :
Dia ny « ahay mankasitraka ny andro omen’Ny Tsitoha » !

«  Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry.  » (Sal 90.12)

Ny zanany : Patrick sy Ilda, Eugène sy Hanitra, Steph sy Holi, Lalah sy Malala
Ny zafiny : Angella, Axelle, Anaïs, Timothé, Shania, Grace, Ashley, Mathieu, Anaëlle, Lannah, Adrianna, Alann

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS