Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 17h22
 

Filazana manjo

RAZAFIARISOA Edwige

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

Rtoa RAZAFIARISOA Edwige
(vady navelan’Itpkl. RAOELISON Jean Baptiste)


dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Sabotsy 23 Desambra 2007, rehefa nivahiny 88 taona teto an-tany.

Hoy,

-  Ny zanany :
RAMANANTOANDRO Adolphe mivady sy ny zanany - Fort Dauphin
RAOELISON Jean Constant Magloire - Antananarivo
RAOELISON Jeannette sy ny zanaka aman-jafiny - Antananarivo
RAELISOA Faramalala vady navelan’Itpkl RAOELISON Jean
Constant Yves sy ny zanaka aman-jafiny - Antananarivo
RAOELISON Jean Constant Richard sy ny zanaka aman-jafiny - Fianarantsoa
RAOELISON Jean Constant Eudes mivady sy ny zanany - Montpellier (France)
RAOELISON Marie Edwige Yolande - Le Mans (France)
RAOELISON Marie Léa sy ny zanany - Grenoble (France)
MARTIN Joel mivady sy ny zanany - Aubevoye (France)
RAOELISON Jean Constant Hugues mivady sy ny zanany - Le Mans (France)

- Ny iray tampo aminy
- Ny iray tampo amin’ny vadiny
- Ny fianakaviana manontolo
- Ny taizany rehetra

Ny Fkt Mahamanina Antarandolo
Ny Fkt Manandriana Avaradrano
Ny Fkt Ambohimasimbola Antananarivo
Ny Fiangonana Paroasy Md Charles Ambatomena Fianarantsoa
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana Ambohimasimbola Antananarivo
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana Manandriana Lovasoa Avaradrano

Ny nofony dia hiaretan-tory ao an-tranony ao amin’ny lot 055A/3603 Mahamanina Fianarantsoa, hatao veloma farany ao amin’ny Paroasy Md Charles Ambatomena Fianarantsoa, ny Sabotsy 29 Desambra 2007 amin’ny 1 ora tolakandro, avy eo dia ho entina apetraka eny amin’ny fasan-drazany Ambohimasimbola Antananarivo, ny Alahady 30 Desambra 2007 amin’ny 2 ora tolakandro.

Ity no solon’ny fampandrenesana.

« Hangina aho ka tsy hiloa-bava,
fa Ianao no nanao izao »

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS