Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 22h15
 

Filazana manjo

RAVONISON Alfred

Amin’ny Finoana sy ny Fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RAVONISON Alfred
(Directeur Entreprise RAVONISON)
Diakona


dia nantsoin’i Ray hody any aminy ny Alakamisy 06 Marsa 2008 rehefa nivahiny 58 taona teto an-tany.

Hoy

-  Ny vadiny :
RAVONISON Brigitte (Teraka RAMAROSON)

-  Ny zanany :
RAMAHATSANGIARISOA Heritiana sy RAVONISON Verohanitra
RAVONISON Hantanirina sy ANDRIATSIMIJAY Fabien
RAVONISON Rivo Mbolatiana

-  Ny zafikeliny :
Noary, Mianoka

-  Ny rainy :
RAMINOSON

-  Ny rafozany :
RAZANANIVO Véronique

-  Ny iray tampo aminy :
RAMINOARISON Seth sy Roline sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTONDRAVONY Paul sy Mariette ary ny zanany
RAMAROSON René sy Berthine ary ny zanany
RAMANAMAHEFA Samuel sy Hanta ary ny zanany
RANDRIAMIALISON Maurice sy Nirina Florette ary ny zanany
ANDRIAMBOAVONJY Joseph sy Noro ary ny zanany
RAZAFINDRAZAKATSARA Nantenaina sy Voahirana ary ny zanany
RALISON Rémi sy Edwige ary ny zanany

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RATEFIARISON Jean Claude sy ny zanaka aman-jafiny
Ny Terak’Itompokolahy RANOELISON Jean Christophe
RASOARINIVO Berthe Francine sy ny zanaka aman-jafiny
RAMILISON Robert sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOARISON Maurice sy ny zanaka aman-jafiny
RAONIZAFINIMANANA Rodolphe sy Béatrice ary ny zanany
RAMELIARISON Fulgence sy Suzane ary ny zanany

-  Ny fianakaviana manontolo

Ny FJKM Ambolo Vavolombelona
Ny FJKM Ambodivona Filadelfia

Ny Fikambanan’ny Zanaka Ampihelezana Ambolo (FIZAA)

Ny Fokotany Amboditsiry
Ny Fokotany Ambolo Talata-Volonondry

Ny KOFAM Ambolo.

Ny nofony dia mbola ao an-tokantranony Amboditsiry Lot II B 40 C ny Zoma 07 Marsa sy ny Sabotsy 08 Mars maraina, ary hoentina hiaretan-tory any antanindrazany Ambolo ny sabotsy tolakandro.
Ary hiala ao an-tranony Ambolo ny Alahady 09 Marsa 2008 amin’ny 1 ora sy sasany tolakandro, hoentina hanomezamboninahitra an’Andriamanitra sy atao veloma farany ao amin’ny FJKM Ambolo Vavolombelona alohan’ny hametrahana azy amin’ny Fasandrazany ao Ambolo ihany.

« Efa niady ny ady tsara aho ; nahatanteraka ny fihazakazahako aho ; nitahiry ny finoana aho ».
(II Tim 4 : 7)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS