Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 02h57
 

Avis de décès

RAVELONINDRINA Léonore (Lalao)

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandresanay anareo fa ny malalanay :

RAVELONINDRINA Léonore (Lalao)

Vady navelan’Itompokolahy RAKOTOMAHANINA Maharo Manantsoa Raymond
Directrice de l’Ecole Dominique Savio

dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Zoma 29 Mey 2015 rehefa nivahiny 59 taona teto an-tany

Hoy :

Ny zanany  :

- RAMARIJAONA Andriniaina Arsène sy Lova
- RAKOTOMAHANINA Solonindrinantsoa Valérie ( France )
- RAKOTOMAHANINA Rinantsoa Judicaël

Ny zafiny  :

Toky, Nancya , Cinthya

Ny Iray Tampo aminy :

- Vady navelan’Itompokolahy RAKOTONDRAVELO Simon Joseph Eugène sy ny zanany
- RAKOTONDRAVELO Henri sy Volana sy ny zanaka aman-jafiny
- Ny terak’Itompokovavy RASOLONAVALONA Hantanirina Arlette
- RAKOTONDRAVELO Andrianirina Laurent sy Rodphine sy ny zanaka aman-jafiny

Ny Iray Tampo amin’ny vadiny :

- RAKOTOMAHANINA Florentin sy Aimée ary ny zanany
- RAKOTOMAHANINA Florent Gilles sy ny zanany
- Terak’Itompokolahy RAZAFINDRAKOTO Nestor
- RATSIMBAZAFY Max sy ny zanany
- RAKOTOMAHANINA Lalanirina
- Général RAKOTOMAHANINA Florens sy Colette ary ny zanany
- RAKOTOMAVO Roland sy Florette ary ny zanany
- Adj. Chef RAKOTOMAHANINA Floriant sy Alice ary ny zanany
- Colonel ANDRIANANTENAINA Johnson sy Flore ary ny zanany
- RAKOTOMAHANINA Avellin
- RAKOTOMAHANINA Fidèle sy Tsila

Ny Fianakaviana manontolo
Ny Fiangonana EKAR Trinité Masina Mangasoavina
Ny Fiangonana Katolika sy Protestanta ary ny Fokontany Masomboay Zafimbazaha
Ny Fokontany Betongolo
Ny Mpiara-miasa ao amin’ny Ecole Privé Dominique Savio

Ny nofony dia hiala ao an-tranony ao Betongolo Lot II T 14 P ny Alatsinainy 01 Jiona 2015 amin’ny 10 ora atoandro. Hatao veloma farany ao amin’ny Eglizy EKAR Trinité Masina Mangasoavina, alohan’ny hametrahana azy any amin’ny fasan-drazany ao Masomboay Zafimbazaha.

‘’Niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahana aho, nitahiry ny finoana aho, hany sisa hataoko dia ny mandray ny satro-boninahity ny fahamarinana’’
( II Timoty IV, 7-8 )

TSY MISY FIARETAN-TORY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS