Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 20h26
 

Filazana manjo

RAVAONJANAHARY Alice

samedi 21 juillet 2007 |  600 visites 

Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny mpanompony :

RAVAONJANAHARY Alice
vady navelan’Itompokolahy Andrianarisoa Pascal

Ny Zoma 20 Jolay 2007 rehefa nivahiny 85 taona teto an-tany.

Hoy :

 Ny zanany :
Andrianarisoa Guy sy Sabine ary ny zanany
Ravelomanantsoa Eugène sy Pascaline ary ny zanaka aman-jafiny
Andrianarisoa Benjamin sy Tompo ary ny zanany
Andrianarisoa Richard sy Jeanine
Andrianarisoa Aimé sy Julie ary ny zanany
Andrianarisoa Olivier sy Irène ary ny zanany
Andrianarisoa José sy Herimamy ary ny zanany
Andriamahefarivo Alain sy Lalao ary ny zanany

 Ny terak’Itompokolahy Razafimanendrika sy Itompokovavy Ralako

 Ny terak’Itompokolahy Razefaniasy sy Itompokovavy Ravoniasinera

 Ny fianakaviana manontolo

Ny fokontany Andrefatsena Ambositra
Ny fokontany Ambohiponana
Ny FJKM Ambohiponana

Ny nofony dia ho entina miala ao amin’ny III H 103 A Ambohibao Mamamba ny Sabotsy 21 Jolay 2007 amin’ny 1 ora tolakandro, ho entina any Ambositra. Ny Alatsinainy 23 Jolay 2007 dia ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambohiponana amin’ny 1 ora tolakandro alohan’ny handevenana azy ao Fenozato Ambositra.

« zao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo. »
(Jaona 15:12)