Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 01h01
 

Filazana manjo

RATSIMBAZAFY Julien Evariste

mercredi 27 août 2008 |  2516 visites 

Ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra sy ny mpiara miasa aminy rehetra,

Dia mampandre amin’ny alahelo lehibe ny fahalasanan’i zoky, Ray aman-dReny, Mpiara miasa :

RATSIMBAZAFY
Julien Evariste
Administrateur Civil en Chef de Classe Exceptionnelle (er)
1er Adjoint du Délégué au Maire du 4 Arrondissement
Grand Croix de 2e Classe de l’Ordre National Malagasy.


Ny nofony dia hiala ao an-tranony, Lot AB 202 bis Ambohimamory, ny Alarobia 27 Aogositra 2008 amin’ny 12ora atoandro, ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Andranosoa Jerosalema (RN2, Pk21), alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Andranosoa ihany.

« Efa niady ny ady tsara aho ; nahatanteraka ny fihazakazahako aho ; Nitahiry ny finoana aho ».
(II Tim 4:7)