Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 14h19
 

Filazana manjo

RASOAMANANA SAMlHARINORO

Amin’ny finoana sy fanantenanana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havanay malalanay

RASOAMANANA SAMlHARINORO
Proviseur Adjoint du Lycée J.J. Rabearivelo
Chevalier de l’Ordre National


dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy, ny Talata 04 Mars 2008, rehefa nivahiny 55 taona teto an-tany.

Hoy :

Ny vadiny, ny zanany, ny zafikeliny, ny Rainy, ny Rafozany ny iraitampo aminy, ny iraitampo amin’ny vadiny, ny fianakaviana manontolo.

Ny mpiara-miasa sy ny mpianatra eto amin’ny Lycée J.J Rabearivelo.

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lycée J.J. Rabearivelo, Analakely, ny Zoma 07 Mars 2008, amin’ny 8 ora maraina, hoentina atao veloma farany ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambohimarina Atsinanana Alasora, alohan’ny hametrahana azy any amin’ny fasan-drazany ao AMBOHIJATOVO Ambohitrandriamanitra Manjakandriana.

« Fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo
aina ao amin’ny Tompo »
(IKor. 15:58)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS