Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 07h50
 

Filazana manjo

RAOELINA Paul

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony :

RAOELINA Paul
(Dadatoa Paul)
Loholona
Mpivarotra


rehefa nivahiy 80 taona teto an-tany.

Hoy

-  Ny Iray tampo aminy :
Rtoa RAHELISOA Helène (Vady navelan’Itkplahy RANDRIAMITANDRINA) sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itkpvavy RAHELIMANANA Lucie
Rtoa RAHELIARISOA Jeannette (Vady navelan’ Itpklahy RAKOTONDRATSIMBA Norbert) sy ny zanaka aman-jafiny
RAMATOA RAHELIARIMANANA Elisabeth
Atoa RAOELINA Jean mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Docteur RAZAFINDRAKOTO Jean claude mivady sy ny zanany

-  Sy ny Fianakaviana manontolo

-  Ny mpitandrina sy ny fiangonana :
FJKM Alarobia Ambatofiraisana
FJKM Antanibe Fitiavana
FJKM Antsahamaina
FJKM Ambovona

Fokontany Analakely Antanimalalaka
Fokontany Ibaka Alarobia

Ny nofony dia hiala ao an-tranony IBAKA Alarobia ny Alahady 24 Febroary 2008 amin’ny 1 ora sy sasany antoandro, ho entina atao veloma farany ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambatofiraisana Alarobia ary hapetraka ao amin’ny fasan-drazany ao IBAKA Alarobia ihany.

« Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka
ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho, Hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry
ny fahamarinana izay omen’ny Tompo ».
(Timoty II 4 :7-8)

Tsy misy fiaretan-tory
Ity no solon’ny fampandrenesana

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS