Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay :
RANDRIANJAFY Edouard
(Ancien S.G COUM Ankatso II)
dia nantsoin’ny Rainy hody any aminy tamin’ny Alatsinainy faha-28 Janoary 2008 rehefa nivahiny 55 taona teto an-tany.
Hoy
Ny vadiny :
Rtoa TAFANGY Marguerite
Ny zanany :
FOZARA Michaël Edouard sy Antonia
FOZARA Antonio Edouard sy Haingo
FOZARA Iris sy Hervé (France)
FOZARA Noelys Gabriella sy Léo (France)
Ny reniny :
Mme BERNADETTE
Ny Mpitaiza azy :
RAMAKARARO Vincentine
Ny Iray tampo aminy :
ADRIEN Edouard sy ny vady aman-janany
ZAFIMBOATRA Dorothée sy ny vady aman-janany
RATSIZAFIMBAHINY Donnas Edouard sy ny vady aman-janany
FOZARA Donné Edouard sy ny vady aman-janany
BAOFOZARA Herinirina Edouard sy ny vady aman-janany
Ny Iray tampo amin’ny vadiny :
NOELINE Bernard sy ny zanaka aman-jafiny
Mme Veuve RAMANANTENASOA Adélaïde
MANINAMBOATRY Marcelle
RANAKIRAHINA Noël
TSAVELAMBOATRY Victoire
TAFANGY Albert
TAFANGY Félicité
TAFANGY Philémon Bernard
Ny havany
Ny fianakaviana manontolo
Ny FKT 67 Ha Centre-Ouest
Ny Fiangonana EKAR Maria Manjaka 67 Ha.
Ny razana dia andrasana ao an-tranony 67 Ha Logement 677 Centre-Ouest. Ny fandevenana, dia atao any Vohipeno (Manakara) izay mbola holazaina amin’ny andro manaraka.
« Efa niady ny ady tsara aho,
nahatanteraka ny fihazakazahana aho,
nitahiry ny finoana aho ».
(II Timoty 4:7)