Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 17h33
 

Filazana manjo

RANDRIANASOLO Feno Hery

mardi 25 septembre 2007 |  1085 visites 

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havanay :


Ny Andriana
RANDRIANASOLO Feno Hery
Tranombarotra Hery (Isotry)


Dia nodimandry ao amin’ny Tompo ny Sabotsy 22 Septambra 2007 rehefa nivahiny 46 taona teto an-tany.

Hoy,

  Ny Reniny :
RASOAZANANTOANDRO Clothilde
Vady navelan’ltompokolahy RANDRIANASOLO Armand

  Ny Taizany :
RANDRIANASOLO Heriniaina Marc
RANDRIANASOLO Herilaza Luc

  Ny iray tampo aminy :
RANAIVO Honoré Nirina sy RAMIARASOA Raymonde
RANAIVO Andriamanantenasoa sy RASOAZANANORO Vololoniaina
RAMANOELINA Herizo sy RAMIARANJOHANY T. Lalao
RABEARISOA Fidy Laza
RANDRIANASOLO Faly Dera

  Ny zanaky ny iray tampo aminy :
Jérémiah - Marion - Elisah - Michaël - Valérie - Lova - Feno - Dina - Marc - Luc.

  Ny iray tampo amin’ny Rainy :
RABEMIARANA Jeanne sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’ltompokovavy RAVONIARIMISA

  Ny iray tampo amin’ny Reniny :
RANDRIAMASINORO sy RASOARIMALALA sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAFINDRAHAGA sy ny zanaka aman-jafiny
RAVONINJOHANY Amélie sy ny zanaka aman-jafiny
RAVONINANORO sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMAHERY Adisan sy Chrysostomine sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itompokolahy RATODIMANANA Joseph sy Itompokovavy RASOAMAMPIONONA Ravalinoro

Ny fianakaviana manontolo

Ny havana aman-tsakaiza rehetra
Ny mpiara-miasa rehetra
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Antsahavola Fitiavana S/P Antananarivo Atsinanana
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Isotry Fitiavana
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Anosimanjaka S/P Antananarivo Atsinanana
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Isoavinandriana Mananara
Ny Fokontany Isotry Est-FIATA
Ny Fokontany Fandrakotra Antsahavola (Fieferana)
Ny Fokontany Antohomadinika

Ny nofony dia ho entina miala ao Isotry Lot IN 19 bis ny Zoma 28 Septambra 2007 amin’ny 12 ora. Ary hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Antsahavola Fitiavana amin’ny 2 ora sy sasany alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Mananjara Ankafotra.

« Mampianara anay hanisa ny andronay. Hahazoanay fo hendry ».
(Salamo 90 : 12)

Tsy misy fiaretan-tory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}