Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 septembre 2025
Antananarivo | 13h21
 

Filazana manjo

RANDRIANANTENAINA Volarijaona

samedi 26 janvier 2008 |  2148 visites 

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny zanaka, zandry, zafy malalanay :

RANDRIANANTENAINA Volarijaona
(John)
Mpiasan’ny Perfect Agency


dia nodimandry ny alakamisy 24 Janoary 2008 teo rehefa nivahiny 26 taona teto an-tany.

Hoy ;

  Ny renibeny :
RAZANAJAONA Lucie

  Ny rainy :
RAJAONARISOA Charles Renel

  Ny reniny :
RANJOHANIARISOA Antonie Jeanne

  Ny mpiray tampo aminy :
RAJAONARISOA Antonie Renel sy ny vady aman-janany
RAJAONARISOA Vololonirina Charline sy ny vady aman-janany
RAKOTOARIJAONA Jean-Paul sy ny vady aman-janany
RATAHIANARIJAONA Tonie sy ny vady aman-janany
RAJAONARIMALALA Lucie sy ny vadiny
RAJAONARISOA Lantotiana sy ny vady aman-janany
RANDRIANARIJAONA Charly sy ny vadiny

  Ny mpiray tampo amin’ny rainy
  Ny mpiray tampo amin’ny reniny
  Ny fianakaviana manontolo

Ireo namana sy tapaka tsy ankanavaka
Ny mpiara-miasa aminy ao Perfect Agency
Ny Fokontany Avaratsena Itaosy

Ny nofony dia handrasana ao amin’ny Lot : IAH 58 Avaratsena Itaosy ary hiala ao ny Alahady 27 Janoary 2008 amin’ny 1 ora tolakandro alohan’ny hanafenana azy ao Isolondy Ankadivoribe Anosizato Andrefana.

Efa niady ny ady tsara aho
Nahatanteraka ny fihazakazahako aho nitahiry ny finoako aho.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}