Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 décembre 2025
Antananarivo | 23h27
 

Filazana manjo

RANDRIAMBOLOLONA Guy Robin RAINISOA

mercredi 22 mai 2013 |  2113 visites 

Amin’alahelo lehibe no ampilazanay
Taranak’Itpkl RANDRIAMBOLOLONA Charles sy Itpkv RARIMINO Blandine
aminareo havana namana sy tapaka ny fahalasan’i

RANDRIAMBOLOLONA Guy Robin RAINISOA

Nody any @ Tompo ANDRIAMANITRA ny 18 MAI 2013
rehefa nivahiny tety an-tany nandritra ny 70 taona

Ny andro handevenana eny ANADRANOBE ZAFIMBAZAHA dia ho lazaina antsika amin’ny manaraka.

Miangavy ireo namana izay mahita ity filazana ity mba hampandre ireo namana sy tapaka.

charles.randriambololona@gmail.com