Ireo Mpikambana ao amin’ny Filankevim-pitantanana,
Ny Toniam-pitantanana sy ny Fianakaviamben’ny Mpiasa
CAISSE NATIONALE DE PREVOYANCE SOCIALE
(CNaPS)
Dia mampandre anareo ny fodiamandrin’i :
RANDRIAMBAOARISOA Jean Henri
Filohan’ny Filankevim-pitantanan’ ny CNaPS
Ny Alahady faha 23 desambra 2007 teto Antananarivo
Ny nofony dia hiala ao Andravoahangy lot IVA14 ny alarobia faha 26 desambra 2007 amin’ny 1 ora tolakandro, ho entina ao amin’ny FMTA Ambatonakanga alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Andranosoa Ambohimalaza Firaisana.