Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 27 octobre 2021
Antananarivo | 02h27
 

Filazana manjo

RANDRIAMANGAMALALA R. Jacky Noroarimanana

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny malalanay :

RANDRIAMANGAMALALA RAJONSON
Jacky Noroarimanana
Diakona
Chevalier de l’Ordre National
0fficier de l’0rdre National


Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alarobia 20 Aogositra 2008,

Hoy,

-  Ny vadiny :
RANDRIAMANGAMALALA Odin Jaofiraisana

-  Ny zanany :
Me RALAISON Dieudonné Jonson
RANDRIAMANGAMALALA Herinina Jonson
RANDRIAMAHAVONJY Modeste sy Vero
RARIVOSON Lova sy Nivo
RANDRIAMANGAMALALA Narifiraisana Jonsonn
RANDRIAMANGAMALALA Noro Hasiniaina

-  Ny zafiny :
Mirado, Kiady, Rindra, Irintsoa

-  Ny ray aman-dreniny :
RANDRIAMANGAMALALA Pierre mivady

-  Ny iray tampo aminy :
RAJONSON Max mivady sy ny zanany
RAJONSON Jules mivady sy ny zanaka aman- jafiny
Dr RAJONSON Rolland mivady sy ny zanany
Me RAZAFINDRALAMBO Alain mivady sy ny zanany

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAVELOJAONA Jean Mamy sy ny zanany
RANDRIAMANGAMALALA Prosper mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RANDRIANASOLO Jean Jules mivady sy ny zanany
RANDRIAMANGAMALALA Parfait mivady sy ny zanany
RANDRIAMANGAMALALA Mbolanirina sy ny zanany
RANDRIAMANGAMALALA Mbinintsoa mivady sy ny zanany
Terak’i Itpklahy RAJONSON Barthélemy sy Itpkvavy RANORO
Terak’l Itpklahy RAKOTONIMANANA sy Itpkvavy RAFARASOA Régine
Teraki Itpklahy RABEFIRAISANA sy Itpkvavy RAZAFINDRAMIARANA
Terak’ltpklahy RANAIVOJAONA Félix sy Itpkvavy RAMANANIVOSOA Théophile

Ny Mpiara-miasa aminy ao amin’ny Ministeran’ny Varotra,

Ny Fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambavahadimitafo
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM RASALAMA Maritiora Manarintsoa Namehana
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Amboara Ambohimanga
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Isahafa Fanavaozana

Ny Fokontany Ampefiloha Cité
_Ny Fokotany Avarakady Ambatomasina Ambohimanga Rova

Ny nofiny dia hiala ao amin’ny tranony PK 20 Ambatomasina Ambohimanga Rova, Villa Vohitsoa nyAsabotsy 23 Aogositra 2008 amm’ny 12 ora sy sasany ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambavahadimitafo alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambatolava Ambohimanga Rova.

« Misaotra an’i Jehovah lalandava aho : ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana azy ».
(Sal 34 : 1)

TSY MISY FIARETAN-TORY
ITY NO SOLON’ NY FAMPANDRENESANA

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS