Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 septembre 2025
Antananarivo | 13h21
 

Filazana manjo

RANDRIAMAMPIANINA Martin

samedi 23 février 2008 |  3169 visites 

Amin’alahelo lehibe no ilazanay anareo fa ny havamalalanay :

RANDRIAMAMPIANINA Martin
(Mpiasan’ny SOLIMA misotro ronono)


dia nodimandry ny zoma faha-22 febroary 2008 teo amin’ny faha–75 taonany.

Hoy

  Ny Vadiny :
RASOAZANANY Esther

  Ny Rafozam-baviny :
RAZANADRANJA

  Ny Zanany :
RAMANITRARIVO Tsilavo sy Voahangy
RAKOTOSOA Cyrille sy Rondro
ANDRIAMAMPIANINA Fanja sy Lydia
ANDRIAMAMPIANINA Haja ny Toky sy Ando

  Ny Zafiny :
Rivo sy Hoby, Toky, Nantenaina, Andrianina, Domoina, Mampianina, Ny Aro, Mahenina, Toavina, Dina

  Ny Fianakaviana manontolo

Ny Fokontany Alarobia Amboniloha
Ny Fokontany Ikianja Ambohimangakely

Ny Fiangonana FJKM Alarobia Amboniloha
Ny Fiangonana FJKM Ikianja Fiderana Ambohimangakely

Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony Lot II.I.116 Alarobia Amboniloha ny Alahady 24 febroary 2008 amin’ny 1 ora tolakandro, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany Ikianja Ambohimangakely.

« Ary amin’izany dia tsy misy fanamelohana
ho an’izay ao amin’i Kristy Jesosy ».
(Rom. 81)

Tsy misy voninkazo
Tsy misy fiaretan-tory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}