Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay :

RAMIARANDRAISOA Berthe
(Chevalier de l’Ordre National)
dia nantsoin’ny Ray nody any Aminy ny Zoma 29 Febroary 2008 teo amin’ny faha-66 taonany.
Hoy :
– Ny vadiny :
RAKOTOVELO Armand
– Ny zanany :
Pasteur RAKOTONIRINASOA Hubert sy Tiana RAKOTOZANANY Heriniaina
Robert sy Landy RAHAMALITSIROFO Haja sy Mino
RAKOTOVELO Solofolala Berthin
– Ny zafiny :
Tojo, Lafatra, Tsiresy, Dina
– Ny mpiray tampo aminy :
Terak’Itpkv. RAVOLOLONDRAMBAHY
RAKOTONIRINA Raymond mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOARIMANANA Justin mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpkl. RANDRIANARISOA Maurice
– Ny mpiray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itpkl. RANDRIANARISON Bernard
RAHARIMALALA Bakoly sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOVELO Edmond sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOVELO Clément sy ny zanaka aman-jafiny Terak’Itpkv.
RAVOLOLONIRINA Jeannine
RAKOTOVELO Jean Claude sy ny zanany
– sy ny fianakaviana manontolo
– Ny Fokontany : Ankadifotsy Antanifotsy Ankadifotsy
– Ny Fiangonana : FJKM Ilafy Fahazavana, FJKM Ambohimamory Malala Orimbato, FJKM Andravoahangy Fivavahana, FJKM Andraisoro Fehizoro.
Ny nofony dia hiala ao Ifaliarivo Ambanidia Lot VC 63 D ny Alatsinainy 03 Marsa 2008 amin’ny 12 ora antoandro. Hanaovana fanompoam-pivavahana fisaorana an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Andravoahangy Fivavahana ary hapetraka ao amin’ny fasan-drazany Ambohimamory.
« Fa, izaho dia ny ho akaikin’Andriamanitra
no mahatsara ahy ».
(Sal.73 : 28)
Tsy misy fiaretan-tory
Ity no solon’ny fampandrenesana