Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 5 mars 2021
Antananarivo | 12h12
 

Filazana manjo

RAMAROSON Rivo

« Misaora an’i Jehovah ry fanahiko, ary izay rehetra ato anatiko misaora ny anarany masina. Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko ; Ary aza misy hadinoana ny fitahiany rehetra. » (Salamo 103 : 1-2)

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no isaorana an’Andriamanitra sy ilazainay anareo noho ny nanomezany anay an’i

RAMAROSON Rivo
Loholona
Commandeur de l’Ordre National

nandritra ny 63 taona.

Hoy,

Ny vadiny :
RAMAROSON Suzette (teraka RAVAOARINORO)

Ny zanany :
RAMAROSON Haingonoro Iharimina Rivo
ANDRIANJAFY Rahary Rija sy RANOROMARO Hanitriniala Harintsoa Rivo
ANDRIANJAFY Rahary Andry sy RAMAROSON Minoharinoro Rivo
RAMAROSON Onjanantenaina Nomentsoa Rivo sy RAKOTONIRAINY R. Narindra

Ny zafiny :
ANDRIANJAFY RAMAROSON Andrianina, ANDRIANJAFY RAMAROSON Iarisanda, ANDRIANJAFY RAMAROSON Iavo, ANDRIANJAFY RAMAROSON Iariniaina

Ny reniny :
RAHARINTSOA Claire

Ny iraitampo aminy :
RAHARIMPANANA Bernarson mivady sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANIALISOA RAMAROSON Hary mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RASOLOJAONA Mamiharilala mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAMAROSON Jao Harimanana mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAMAROSON Faliharison mivady sy ny zanany

Ny iraitampo amin’ny vadiny :
RAJAONARISON Roland mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAJAONARISON Robin mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAJAONARISON Roch mivady sy ny zanany
RAKOTOSON Lily mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RANDRIANARIMBAHY Jeanson mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAJAONARISON Rodolphe mivady sy ny zanany
RAMANANIAINA Hery mivady mivady sy ny zanany

Ny Fianakaviana manontolo
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Anosipatrana
Ny Firaisan’ny Diakona sy ny Loholona FJKM Anosipatrana
Ny Sampana Fifohazana FJKM Anosipatrana
Ny Fokontany Faloiarivo Ampitatafika
Ny Fokontany Malaza
Ny Fokontany Ampangabe-Anosipatrana

Ny nofony dia ho entina miala ao an-tranony ao Faliarivo lot CF 62 Ter ny Talata 17 Septambra 2013 amin’ny 1 ora tolakandro, hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Anosipatrana ary apetraka ao amin’ny fasany ao Malaza Ampitatafika.

« Eo an-tananao, ry Raiko ! No apetrako izao ny fiainako rehetra, mba tahio ny zanakao » (FFPM 462 and.1)

Annonces

Filazana manjo

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS