Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 17 septembre 2021
Antananarivo | 22h52
 

Filazana manjo

RAMANANTSIAROVANA Marcel Solofoniaina

Amin’ny Finoana sy Fanantenana ny Fitsanganana ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin’ny Malalanay :

RAMANANTSIAROVANA Marcel Solofoniaina

Ex PDG de la Société VY - TAOBAVY
Commandeur de l’Ordre National
Past District Gouverneur du ROTARY International
PHF

ny Sabotsy 28 Jona 2014 rehefa nivahiny 70 taona teto an-tany

Hoy :

- Ny Vadiny :
Chantal RAMANANTSIAROVANA née MACE

- Ny Zanany :
Alban sy Fara RAMANANTSIAROVANA
Romain sy Stéphanie RAMANANTSIAROVANA
Thibaut RAMANANTSIAROVANA

- Ny Zafiny :
Héloïse, Candice, Chloé, Taô, Raphaëlle, Béryl, Maya, Gaël

- Ny Rafozany :
Jacqueline CRAVILLY épouse MACE

- Ny Iray tampo aminy :
Terak’Itpkv RAHARIMALALASOA Simonette Marcelle sy ny zanaka aman-jafiny
Hanta sy Colonel Michel RAMAROJAONA sy ny zanaka aman-jafiny
Mme Veuve Noëline RAZANAMALALA sy ny zanaka aman-jafiny
Benoit RAZAFITSIALONINA sy ny zanaka aman-jafiny
Liva Yvonne sy RAZAKAMADY sy ny zanaka aman-jafiny
Michel RAMANANTSIAROVANA sy ny zanany
Mme Veuve Lalao RAVAOARISOA sy ny zanany
Mamy sy Claudia RAMANANTSIAROVANA sy ny zanany

- Ny Havany :
Terak’Itpkv RASOANJANAHARY
Terak’Itpkl Dr RATSIMBA, Terak’izy 8 mianadahy, Terak’Itpkl RAMAKILAHY

Ny Fianakaviana manontolo
Ny District 9220 du Rotary International
Ny Rotary Club Anosy
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambatolampy Fahazavana Ambohitrimanjaka
Ny FKT Amboaroy Antehiroka
Ny FKT Farahindra Beloha Ambohitrimanjaka

Ny nofony dia hiala ao an-tranony “Villa Horizon” Amboaroy Antehiroka ny Alarobia 02 Jolay 2014 amin’ny 12 ora 30 atoandro, ka ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambatolampy Fahazavana Ambohitrimanjaka, alohan’ny hametrahana ny nofony ao amin’ny fasam-pianakaviana ao Vohidroa Andrefana, fokontany Beloha Ambohitrimanjaka.

“Seigneur, j’aime la maison où tu habites ; Le lieu où demeure ta présence glorieuse” Psaume 26/8

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS