Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 09h06
 

Filazana manjo

RAMANANDRAIBE Parson Rakotomanga

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RAMANANDRAIBE Parson Rakotomanga


dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 17 Desambra 2007 rehefa nivahiny 66 taona teto an-tany.

Hoy,

-  Ny vadiny :
RAMANANDRAIBE Irène, teraka RAVONIARISOA

-  Ny zanany :
RAMANANDRAIBE Tiana sy RAKOTOMANDIMBY Lucia Lalao
RAMANANDRAIBE Hanitra sy RAZAFINDRAKOTO Rado
RAMANANDRAIBE Nirina sy RAZAKARIA Hasina
RAMANANDRAIBE Lantosoa sy RANAIVONDRAMBOLA Tsiresy
RAMANANDRAIBE Fanja sy RANDRIAMBOLOLONA Hoby
RAMANANDRAIBE Haja

-  Ny zafiny :
Rova Kevin, Aina Loïc, Nirina Axel, Naly Nathan

-  Ny iray tampo aminy :
RAMANANDRAIBE Lucile sy Ferdinand DELERIS ary ny zanaka aman-jafiny
RAMANANDRAIBE Madeleine sy RAMAHOLIMIHASO Rahaga ary ny zanaka aman-jafiny
Fianakavian’ltpkl RAMANANDRAIBE Daniel
RAMANANDRAIBE Marcel sy ny zanaka aman-jafiny

-  Ny havany :
Terak’ltpkl RA-JOHN Parson
Terak’ltpkl RAMODISOA François
Terak’ltpkl ANDRIAMBOLOLONA Célestin
Vady navelan’Itpkl ANDRIANARIVOSON Eugène sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’ltpkl RAMPARISON Rodolphe sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’ltpkl RAMPARISON Vincent sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’ltpkl ANDRIANASOLO Roger
RATOARIVONY Alfred mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’ltpkl RAVONISON sy Itpkv RAZANADRASOA
Terak’ltpkv RASOARAY
Terak’ltpkv RAZAIARIVELO
Terak’ltpkl RAJOELSON Bonson sy Itpkv RASOAZANAMANGA Elisabeth
Terak’ltpkl RAINIVONONA (Mandritsara Betafo)
Terak’ltpkl ANDRIANTSOLO (Andramasina)

Ny Fiangonana FJKM Manohisoa Fitiavana (Anjeva), FJKM Ambatomanga, EKAR Ambatomanga, FJKM Mangarano Imerimandroso Ivato, FJKM Amboniloha Ziona, Paroisse Internationale FJKM Andohalo

Ny Zanak’ampielezana Anjeva Mandroso (FIAMA)

Ny Fokontany Antanandrano (Ankadikely Ilafy), FIATA Tsaralalàna, Manohisoa (Anjeva).

Ny nofony dia hiala ao Tsaralalàna, 11 rue Indira Gandhi ny Alarobia 19 desambra 2007 amin’ny 1 ora, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy veloma farany ao amin’ny Paroisse Internationale (Andohalo) alohan’ny handevenana azy eny amin’ny fasam-pianakaviana eo Manohisoa.

Mangina aho ka tsy miloa-bava ; Fa lanao no nanao izao.
(Sal 39-9)

Tsy misy fiaretan-tory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS