Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 04h48
 

Filazana manjo

RAKOTOZAFY Noelison

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RAKOTOZAFY Noelison
Administrateur Civil en Chef de Classe Exceptionnelle retraité
Commandeur de l’Ordre National


Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 25 Jolay 2008, rehefa nivahiny 75 taona teto an-tany.

Hoy,

-  Ny vadiny :
RASOANALIVELO Julienne

-  Ny zanany :
RAKOTONJANAHARY Noelson sy Justine ary ny zanaka aman-jafiny.
RAKOTO Philémon sy Julie ary ny zanany
RAKOTOZAFY Vololonirina Liliane sy ny zanany
Ny vady aman-janak’ltompokolahy RAKOTONJANAHARY Christian
RAKOTONJANAHARY Rolland sy Angeline ary ny zanany.

-  Ny fianakaviana manontolo.

Ny nofony dia hiala ao amin’ny lot 151 F III Manjaka, Ankadikely llafy ny Alahady 27 Jolay 2008 amin’ny 9 ora maraina, haterina eny amin’ny fasan-drazany any Ambatobe Antanimasaka, distrikan’Ambatolampy rehefa avy hanaovana fotoam-pivavahana hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra eny an-toerana ihany.

« Fantatro fa hainao avokoa ny zavatra rehetra,
ary tsy azo ferana ny fisainanao ».
(Joba 42,2)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS