Sitraky ny Tompo ny niantsoan’ ny Mpanompony :
RAKOTOSON Elysé
(Doda)
Mpiandry
Ny Sabotsy 19 Janoary 2008 rehefa nivahiny 55 taona teto an-tany.
Hoy :
Ny vadiny :
RAKOTOSON RANDRIANTSOA Marie Thérèse
Ny Zanany :
RANDRIAKOTO Mandavololona Saholiarisoa sy RAKOTONDRAMBOA Herintsoa Christophe
SOAVOLOLONA Lova Nomena
RAKOTOSON Larissa Maresa Kézia
Ny Zafiny :
RAKOTONDRAMBOA Meva Andie Christelle
Ny Reniny :
Mme Veuve RAKOTOSON Perline
Ny Iray tam-po aminy :
RAKOTOSON Désiré sy Lalaina sy ny zanaka aman-jafiny (France)
RAKOTOTIANA Albert sy Zoé sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOSON Roger sy Charline sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOSON Honoré sy Marthe sy ny zanany
RANDRIANISASON Jean Claude sy Lalie sy ny zanany
RAKOTOSON Hervé sy Rachelle sy ny zanany
RANDRlAMBOLOLONA Michel sy Ihanitra sy ny zanany
RASOANAIVO Robert sy Tiana sy ny zanany (France)
Ny Iray tam-po amin’ny vadiny :
Mme Veuve RANDRIANTSOA Lala sy ny zanaka aman-jafiny
RAZANATSOA Marguerite Marie
RANDRIANTSOA Robert sy ny zanaka aman-jafiny
RANDRIANTSOA Victor sy ny zanany
RAZAFIMBOLOLONA Françoise
RANDRIANTSOA Jean Aurelien mivady sy ny zanany
Ny fianakaviana manontolo
Ny Mpiara-miasa ao amin’ny Ministeran’ny Fanatanjahan-tena sy ny Kolontsaina (MSLP)
Ny Mpiara-miasa ao amin’ny Minisiteran’ny Tetibola
Ny Fikambanana FITERARA AIatsinainy Ambazaha
Ny Fikambanana VELOSOANJAFY Imerikasinina
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM KRISTY FAHAZAVANA Ankorombe sy ny zanam-piangonana
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FLM 67 Ha
EKAR Notre Dame de Mont Carmel Ambohidrazana Imerikasinina
Ny Fokontany Faliarivo Ambanidia
Ny Fokontany Ambatobe
Ny Fokontany Ankorombe
Ny razana dia entina hiala ao amin’ny trano LOT II N 18 E Cité Ambatobe (akaikin’ny Fiangonana M.E.T.M) ny Alatsinainy 21 Janoary amin’ ny 12 ora sy sasany ary hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Kristy Fahazavana Ankorombe alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Antongombato Ankorombe Talata Volonondry.
« Misaora amin’ny zavatra rehetra fa izany no sitrapon’Andriamanitra ao amin i Kristy Jesosy ho anareo ».
(l Tes : 5/18)
« Fa raha mbola hisy koa ny farany,
Dia tsy ho foana ny fanantenanao ».
(Oha : 23/18)