Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 07h57
 

Filazana manjo

RAKOTONIAINA Simon

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RAKOTONIAINA Simon

Dia niamboho tamin’ny alatsinainy 20 Septambra 2010 tany Genève (Suisse) rehefa nivahiny 79 taona teto an-tany.

Hoy

Ny vadiny  :
Irma RAKOTONIAINA (Teraka RAMAMONJISOA)

Ny zanany :
Patrick sy Patricia DUMONT (France)
Jean-Claude sy Fara RAKOTONIAINA (USA)
Massimo sy Gina GIANFREDA (Suisse)

Ny zafikeliny :
Kristell, Caroline, Stephan, Jessica, Frédérico

Ny havany :
Terak’Itpklahy Dokotera RAKOTONIAINA Aubert sy Itpkvavy Razanamalala Hélène

Ny havan’ny vadiny :
Terak’Itpklahy RAMAMONJISOA Thérack

Ny fianakaviana manontolo sy ny namany rehetra (Madagascar, France, Suisse, USA, Canada).

Ny famadihana ny nofony ho lavenona sy ny fitondrana azy am-bavaka farany dia atao ao amin’ny Crématoire & Centre Funéraire St Georges
Chemin de la Bâtie13, 1213 Petit Lancy – GENÈVE (Suisse)

Adiresy mailaka :
rakotojc5@aol.com
fjcrako@hotmail.com
pacigna@hotmail.fr

Ity no solon’ny fampandrenesana Tompoko

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS