Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 12 juillet 2025
Antananarivo | 17h25
 

Fahatsiarovana

RAKOTONDRAZAKA Andriantsifa

samedi 19 janvier 2008 |  1854 visites 

RAKOTONDRAZAKA
ANDRIANTSIFA
12 JANVIER 2005 - 12 JANVIER 2008

Tsy maty ao am-ponay ny fahatsiarovanao.
Mandria am-piadanana.

Sissi vadinao, Nathalie sy Serge zanakao.

« Ary raha ny Fanahin’Izay nanangana an’i Jesosy tamin’ ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an’ i Kristy Jesosy tamin’ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin’ ny Fanahiny izay mitoetra ao anatinareo »
(ROMANA 8, 11)