Noho ny fihavanana, ary amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny mamato-kavana, Ray aman-drenintsika :
RAKOTOMAMPIONONA
Talen’ny Fampandrosoana ny Faritra Imoron’i Mania na DDR 2004 -2019
Dia nody mandry teo amin’ny faha – 77 taonany.
Hoy :
Ny vadiny :
RAVAONIRINA
Ny zanany :
RAKOTOMAMPIONONA Noro Nirina sy Claude
Ny zafiny :
Soanala Coralie sy Rianala Angélie
Ny iray tampo aminy :
RANDRIANARISAONA mianakavy
Ny iray tampo amin’vadiny :
RAZAFINDRABE Andriamampihavana mianakavy
Zaza navelan’itpkl RANDRIAMANAJARA Emile mianakavy
Zaza navelan’Itpkl RAKOTOARISININA mianakavy
RAZAFINDRAMARO François Jocelyn
Ny fianakaviana manontolo Imady sy Fandriana :
Ny tera-dRAINILAIMANGA manontolo fokontany Marofotora –Analavelona
Ny terak’IHASOA Analavelona sy TSIVAVENA Antsinanana (Befoza, Ilampy, Ambalandrehevo, Andranolava)
Ny tera-dRakotoarisaona Alexis (Andranovondrona –Fiadanana- Fandriana)
Ny fianakaviana manontolo any am-pilàna ravinahitra
Ny mpiara-miasa rehetra sy ireo tapaka sy naman hatramizay (Ministère de l’Agriculture sy ny Faritra Amoron’i Mania)
Ny Fiangonana FJKM Madiolahatra Ambositra sy Madiorano Imady
Ny Fokontany Ankarefo Vatovory
Ny nofony dia ao an-tranony Ankarefo – Vatovory
Hiainga ho any Analavelona Imady ny Alakamisy 7 septembre @ 9 ora maraina
Fanasitrihana eny amin’ny fasan-drazana Analavelona ny Zoma 8 septembre
“Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko ; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra.” Salamo 103 : 2
-----