Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 09h23
 

Filazana manjo

RAKOTOMALA Joëlson Andrianasolo

Ny Filohan’ny Filankevi-Pirenena momba ny Fifidianana
Ny Mpanolotsaim-pirenena momba ny Fifidianana
Ny Mpikambana ao amin’ireo Biraom-pifandraisan’ ny Filankevi-Pirenena momba ny Fifidianana
Ny Mpitantsoratra maharitra sy ny Mpandraharaha ao amin’ny Mpitantsora-draharaham-panjakana maharitra ao amin’ny Filankevi-Pirenena momba ny Fifidianana dia mampandre anareo amin’ny alahelo lehibe fa :

RAKOTOMALA
Joëlson Andrianasolo

Filoha lefitra faharoa ny Filankevi-Pirenena momba ny Fifidianana
Administrateur civil en chef de classe exceptionnelle misotro ronono
Grand Officier de l’Ordre National Malagasy

Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy tamin’ny talata 15 janoary 2008.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony lot M1A 27 Miadana Ambohitrimanjaka ny zoma 18 Janoary 2008 amin’ny 8 ora maraina ary ho entina hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao amin’ny fiangonana FJKM Ambatolampy Fahazavana Ambohitrimanjaka alohan’ny hitondrana azy any an- tanindrazana Ambohimahazo, Distrikan’ i Manandriana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS