Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 04h29
 

Filazana manjo

RAJAONARIVONY Denis

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Ray Malalanay :

RAJAONARIVONY Denis


(Dadajama)
Loholona

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 25 May 2007 rehefa nivahiny 94 taona teto an-tany.

Hoy,

- Ny zanany :
Rasatason René sy Nivo sy ny zanaka aman-jafiny
Ranaivoson Roger sy Sahondra sy ny zanaka aman-jafiny
Mamiarisolo Paul sy Vony sy ny zanaka aman-jafiny
Jeremia Randriambololona sy Vololona sy ny zanany
Mme Veuve Rasoanaivo Noely sy ny zanaka aman-jafiny
Rajaonarivony Rodolphe sy Ursule sy ny zanany
Rajaonarivo Noah sy Solo sy ny zanany
Mme Veuve Randrianandrasana Brigitte sy ny zanaka aman-jafiny
Andriamamonjy Miandry Rajamason sy Jacqueline sy ny zanany
Ravelonarivo Jasmina sy Tantely sy ny zanany
Ramanandraibe Andriamifidy J. Hubert sy Fara sy ny zanany

- Ny zafiny, ny zafiafiny

- Ny iray tampo aminy :
Terak’Itp/lahy Razanamalala sy ny zanaka aman-jafiny

- Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itp/lahy Ratavilahy Michel
Terak’Itp/lahy Rabemitoetra Petera sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itp/lahy Ramanatsiresy sy ny zanaka aman-jafiny

- Ny Fianakaviana manontolo

Ny mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Marobiby Betela
Ny Fiangonana FJKM Andramahavola
Ny Fiangonana Anglikana Amberivatry Santa Mickael Mandrosoa
Ny Fokontany Ambodiamberivatry sy Ambodirano
Ny Fokontany Antsahamasina.

Ny nofony dia hiala ao Amberivatry Lot IPV 100 Ter ny Alahady 27 May 2007 amin’ny 1 ora sy sasany tolakandro ary hatao veloma farany ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Marobiby Betela alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Antsahamasina.

« Izaho tia an’i Jehovah satria efa nandre ny fifonako izy »
(Salamo faha 116)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS