Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny Reny Malalanay :
RAHELIMIHASO
Vady navelan’Itompokolahy
Rabetsimialona René
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 07 Martsa 2008 teo.
Ny razana dia hiala eny amin’ny tranony Cité Ambohipo logt. 38 ny Alatsinainy 10 Martsa 2008 amin’ny 01 ora, hatao veloma farany ao amin’ny Katedraly Analakely ary hapetraka eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohijatovo Ambodivoanjo - Antananarivo.
Hoy ny zanany aman-jafiny
sy ny fianakaviana manontolo