Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RAHARIJAONA Léa Mihanta
(NANAH)
Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy tamin’ny talata 22 Janoary 2008 tany Paris.
Hoy
Ny Zanany :
RATSIMANDRESY Narivony sy RAHARIJAONA Hanitriniala
Ny Zafikeliny :
RATSIMANDRESY Katia
RATSIMANDRESY Nicky
Ny Iray Tampo aminy :
RAHARIJAONA Vololona
RAHARIJAONA Baolala
RAHARIJAONA Simonette
RAHARIJAONA Saholy
Ny Zanaky ny Iray Tampo aminy :
Ny Havany : Terak’Itpkl RAMARIJAONA Marcel, terak’Itpkv RAHARINORO, terak’Itpkv RASOAMANANTENA Elmine, terak’Itpkv RASOANIZAHANA Genevieve, terak’Itpkl RABEMANANTSOA Ignace, terak’Itpkv RABEMANANTSOA Cecile, terak’Itpkl RABEMANANTSOA Victor, terak’Itpkl RAJAONARIVONY Emile, terak’Itpkl RAZAFINDRAFAHATRA, terak’Itpkl RAJAONARIVO Joseph, terak’Itpkl RATASILAHY, terak’Itpkl RAINITSIMBA ANDRIANIZAHANA
Ny fianakaviana manontolo
Ny fokontany Ankadikely Ilafy, Ny fokontany Ampefiloha Cité
Ny mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Isotry Fitiavana, FJKM Fenoarivo Atsimondrano, FJKM Mahitsy, EKAR Mahitsy.
Ny razana dia ho tonga eny amin’ny Aéroport Ivato ny Alakamisy 31 Janoary 2008 amin’ny 5 ora sy sasany maraina, ary havantana ao amin’ny Lot AK 65 ter Ankadikely Ilafy (Làlana miakatra eo amin’ny FJKM Ankadikely Ilafy). Ho entina isaorana an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM ISOTRY FITIAVANA ny Zoma 1 Febroary 2008 amin’ny 12 ora, alohan’ny hanaterana azy eny amin’ny fasan-drazany eny MAHITSY (Route de Majunga).
« Andramanitra no aro sy hery ho Antsika,
Mpamonjy mora azo indrindra amin’ny fahoriana Izy ».
(Sal. 46 : 1)
Tsy misy fiaretan-tory