Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 septembre 2025
Antananarivo | 13h21
 

Filazana manjo

RAHARIJAONA Léa

mercredi 23 janvier 2008 |  3231 visites 

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesinay anareo fa ny hava-malalanay :

RAHARIJAONA Léa
(Nanah)


dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy tamin’ny Talata 22 Janoary 2008 tany France.

Hoy

  Ny zanany :
RATSIMANDRESY Narivony sy RAHARIJAONA Hanitriniala

  Ny zafikeliny :
RATSIMANDRESY Katia
RATSIMANDRESY Nickie

  Ny iray tampo aminy :
RAHARIJAONA Vololona sy ny zanaka aman-jafiny
RAHARIJAONA Simonnette sy ny zanany
RAHARIJAONA Saholy sy ny zanany
RAHARIJAONA Baolala sy ny zanaka aman-jafiny

  Ireo zanaky ny mpiray tampo aminy rehetra.

Ny fahatongavan’ny razana sy ny fotoana handevenana dia mbola ho lazaina amin’ny manaraka.

« Andriamanitra no aro sy hery ho antsika.
Mpamonjy mora azo indrindra amin ‘ny fahoriana Izy ».
(Salamo 46 : 1)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}