Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 27 octobre 2020
Antananarivo | 14h55
 

Filazana manjo

RABEMANANTSOA Marcel

« Ary androtrizay ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy taminy : Andeha isika hita ho eny am-pita. » (Marka 4:35)

Sitraka Andriamanitra ny niantsony ny mpanompony :

RABEMANANTSOA Marcel

Vady navelan’i Itpkv RAMAHOLIMIHASO Ratsaraibe Ramiadamihaso

Ny Zoma 17 Jolay 2020 teo amin’ny 90 taonany

Hoy,

Ny Zanany :
Mino RABEMANANTSOA sy Ndriantsolo RANDRIAMAHEFA
Landy RABEMANANTSOA sy Nirina RAKOTOSAONA
Tovo RABEMANANTSOA sy Volatiana RATSIMBAZAFY

Ny zafiny :
Maro sy Hanja, Ando, Mialy sy Tendry, Toky,
Rindra, Ony sy Florian
Toavina

Ny zafiafiny :
Tahina, Tsiaro, Manohy

Ny iray tampo aminy :
Terak’Itpkl RABEMANANTSOA Joseph sy Itpkv RAMILIARIFERA Marie Louise
Terak’Itpkl RABEMANANTSOA Gilbert sy Itpkv RAVELOMANANTSOA Odette
Terak’Iptkl RAKOTONANTOANDRO sy Iptkv RAHARIMANANA Berthine
Terak’Iptkl RABEMANANTSOA Bernard sy RAKOTOMANGA Anta
Terak’ Itpkl ANDRIANASOLO Charles sy Iptkv RAZANADRAIBE Jeanne
Terak’ Itpkl RABEMANANTSOA Benjamin sy Itpkv RASAMOELY Claudine
Terak’ Itpkl RABENANTOANDRO Andriamaro sy Itpkv RAVOLOLOMANANA Arline
Terak’Itpkl RASAMINDISA Noel sy Iptkv RABEMANANTSOA Faralalao
Terak’Itpkv RABEMANANTSOA Faravoahirana

Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itpkl RAMAHOLIMIHASO Andriamihaso sy Itpkv RASOAMANARIVO Claire
Terak’Itpkl RAMAHOLIMIHASO Andrianampy
Terak’Itpkl RAMAHOLIMIHASO Rahagamihaso sy RAMANANDRAIBE Madeleine

Ny fianakaviana manontolo
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana Antsampandrano Fiderana
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana Katedraly Analakely
Ny Orinasa SAVA sy KIJANA MEVA sy ny mpiara-miasa rehetra
Ny Fokontany Amparibe
Ny Fokontany Beravina

Hisy fotoam-pivavahana ho tanterahina ao amin’ny trano fonenany ao Amparibe, 34, lalana Stefani ny Alahady 19 Jolay 2020 amin’ny 10 ora sy sasany alohan’ny hametrahana azy any amin’ny fasam-pianakaviana eny Beravina Ilafy.

Nohon’ny fahamehana ara-pahasalamana dia ny fianakaviana akaiky ihany no ho tonga eny amin’ny fasana. Koa ialana tsiny indrindra Tompoko.

« Misaora an’i Jehovah ry fanahiko ; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. » (Salamo 103:1)

Tsy misy fiaretan-tory, tsy asiana voninkazo

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS